Baoball

Baoball

Share

We love this game 🏀

Tahio ty ahintegna fa ty ahinolo tsy homeany 🫶

Toliara meilleur ✨

03/06/2026

Amin'ny alahelo lehibe no mampandre antsika mpiaramonina, tapaka sy namana rehetra fa namoy reny, namoy vady, namoy zoky, namoy anabavy.

Nody mandry omaly 02/06/2026 ny maman'i Aby sy Lucien - Vadin'i Vice président ny BAOBALL (Talé Njara BOA Njaraniaina Andry Harris )

Eny Ambohimahavelona moa no andrasana ny nofo mangatsiaka alohan'ny hametrahana azy amin'ny fasan-drazana ny zoma tolakandro hoavy izao.

Mirary fiononana hoan'ny fianakaviana iray manontolo

31/05/2026
31/05/2026

🥰Félicitations à l'équipe de TSGV sacrée CHAMPIONNE de la 1ère édition du BAOBALL ORDSCHOOL 5x5 - catégorie VETERAN 🔥

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Tulear?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Toliara
Tulear
601