Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rafidy El Castro, Raharitiana Eliane, Tinah Andriam's, Franco de Goes, Bébé Dhalinaa, Ny Aina Herimandimby, Chila Rh, Anjara Rak, Ür Mi, Bidy Nakihirii
SEPA Bongolava
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SEPA Bongolava, Sport & recreation, Ts/didy, Tsiroanomandidy.
03/08/2026
Sëd Mïčkåïå arbitre solotena Bongolava aty amn championnat national U14G/F. Notezaina tato amn SEPA Bongolava fon'ny fahakeliny, ary assistant coach ankehitriny. Arbitre vao misandratra ary manana ny ho aviny amn'izany sehatra izany. Mirary soa hatrany zandry ah, tongava amn ambony indrindra.
02/08/2026
Coach Nirina Rambolamanana. Mankasitra amn ezaka vitanao sy zay mbola atao. ❤️❤️💪💪🏀🏀
02/08/2026
Miady mafy rpts rankizy ah, 2 matchs: 1 victoire/ 1 Défaite.
18/07/2026
CAMP de basket 2026, anatin'ny fanomanana tanteraka ny équipe SEPA Tsiroanomandidy.
18/04/2025
Rpts ny fotoana tsika amn 9 ora maraina no manomboka.
Ao anatin’ny fankalazana ny faha 30 taona ny ONG FAMI, misy ny hetsika fifaninanana Tir a 3pts izay atao ny sabotsy 19 Avril ho avy izao. Manasa an-tsika ao anatin’ny salan-taona 17 atramin’ny 24 taona handray anjara.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ts/didy
Tsiroanomandidy
119