10/08/2026
Fantatrao ve fa ANIO NO TSARA...RAHA IANDRY RAHAMPITSO SAO TARA?????
Raiso androany ny Décision anao🤗🤗🤗
Mirary herinandro febo Fahombiazana ho antsika rehetra ❤️
Coach Léti
Eric Favre Sport
(Outfit chez fashion Sayian )
09/08/2026
Tiako rehefa tso-piainana, rehefa tsy mihafahafa, rehefa mahay mifandray amin'olona, olona mahintsy tsy tia miolakolana rehefa miresaka, madio fo, cool , tsy miavona ....
Vao haingana izahay no nifandray sy nifankahalala fa tsy any anaty réseaux virtuel ihany no atao hoe fifanohanana fa na hatramin'ny fiainana tena izy aza dia azo atao tsara rehefa olona roa mitovy fomba fijery❤️
Rehefa afaka mihaona dia mifanantona, rehefa sendra tsy afaka ny iray dia mifampi-comprendre , rehefa minamana sy mifandray nefa tsy voatery ny ihaona isanandro na koa ifanoratra isanandro sy ipetapetaka foana foana, sy ho hita foana iaraka eny anaty tambazotra, fa ny fiarahana madio sy fifankatiavana tsy mifampiatsaravelatsia no trna zava-dehibe anaty relation 🤗
Milay isika raha tsy miova aki Huang Hui an💪❤️
Bisou be nji😘😘😘
Coach Léti
08/08/2026
Ivoaka tsy ho ela ity fiarahanay ity 😊😊
Dobias Page Huang Hui Nancy Brown
Coach Léti
08/08/2026
Bonjour daholo Tamatave eee!!!!
Merci Ô Pain Pom taminy invitation 🙏 !!!
Huang Hui
Coach Léti
(Ambon'akanjoko chez fashion Sayian )
07/08/2026
Ity ny Cadeau d'anniversaire -ko lehibe indrindra androany❤️❤️❤️
Fièrté an'i Maman ny Fahendrena sy ny Fahaizana ry zanako malala🙏
(Anisany Major t@ Bepc Catholique option B no mbola anisany ireo ankizy tsara note indrindra koa taminy Bepc Fanjakana Tamatave Option B)
Nisitraka Formation et Découverte Digital Discovery Program e-Tsiry, mankasitraka ny CISCO sy ny So API Consulting.
Happy to Me +1🎂🙏❤️