Bikabika Aminazy

Bikabika Aminazy

Share

#BIKABIKA_AMINAZY💪🏾😁.
📌Salle de sport et remise en forme.
📌Coaching.
📌Tamatave : Anjoma à côté de l'OTIV.

☎️0347036424.

02/07/2026

Mazotoa coiffure et esthétique Bikabika Manja. 😁

Salama👋🏾
🌸Efa miverina misokatra zahay androany 🌸
Mirary volana vaovao feno fiadanan'ny Tompo🥰

Photos from Bikabika Aminazy's post 26/06/2026

🇲🇬 Arahabaina nahatratra ny Asaramanitra o 🇲🇬
Ekipa 👊🏾💪🏾

25/06/2026

Salama👋🏾
Tsy misokatra ny salle de sport manomboka androany après-midi.
Lundi 29 Juin 2026 miverina misokatra.
Mirary soa.🇲🇬

12/06/2026

Salama👋🏾

❤️
🎂

Photos from Bikabika Aminazy's post 08/06/2026

Salama👋🏾
❤️Nankalaza ny faha Dimy taona niorenan'ny "Salle de sport" BIKABIKA AMINAZY izahay équipe jiaby tamin'ny Sabotsy 06 jona 2026 lasa teo.❤️
🤍MISAOTRA JESOSY 🤍


Photos from Bikabika Aminazy's post 01/06/2026

salama👋🏾
Fetin'ny Reny omaly ka dia mbola
faly miarahaba ireo "NENY na MAMA" izahay💖
Misaotra ny équipe amin'ny cadeaux mamy Kely nataonareo surprise anazy.??😍

.
.

15/05/2026

Salama👋🏾
📌Aza adino fa efa misokatra ny salle de sport androany zoma 15May 2026 raha hikotrana .
Ny kotrana dia mampatanjaka, mahasalama, mahafalifaly.
ZAHAY ATO EFA MIANDRY ANAO FA TONGAVA EEE. 💪🏾😁

14/05/2026

Salama👋🏾
Arahabaina nahatratra ny andro Fiakarana. 😘 Ho aminareo anie ny Fiadanan'ny Tompo 🙏🏾.

.

13/05/2026

Salama👋🏾
📌Aza adino ny misotro rano.💧

.

Photos from Bikabika Aminazy's post 11/05/2026

Salama👋🏾
❌Tsy misokatra ny salle de sport amin'ny Alakamisy 14 May 2026 fa " Ascension ".
Misaotra Tompoko.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Toamasina?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Toamasina
501

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00