25/12/2025
Mirary krismasy sambatra anareo jiaby izahay ato Amin tropical lounge bar 🎉🎊
Drink - Food - Dance - karaoke - Disco - Cabaret - location de salle Sady isika tsy tapaka jiro koza e!
Izahay mihezaka manome fahafaham-po ho anareo mpanjifa rehetra mba ho toerana fandehanana, maha tamana, hanal'azy miaraka amin'ny namana sy ny fianakaviana e!
25/12/2025
Mirary krismasy sambatra anareo jiaby izahay ato Amin tropical lounge bar 🎉🎊
22/12/2025
Aresaka fety ty e
Cabaret mafana Sady miavaka iarahagna amn Masova Unity ao Amin'ny Tropical bar ny 25 Décembre 2025 zao à partir de 21h
Io fotoagna antsika, hiaraka agnano fety antsika
Joyeux Noël en avance olo jiaby e 🙈🎉🎊
#
21/12/2025
Courage lesy Mama tsara! !
Fomban fiainagna io. Ko te hanala sorisory ano tongava amn Tropical bar aty fa hanomia fifaliagna ano Zahay✊ akato antsika magnano karaoké hagnalana le marary
Zay fa mandigny ano Zahay, mandigny anareo Zay misy sorisory koa 🙏
Lalambaovao mangarivotra aty rdv ntsika
20/12/2025
Aza mandry e 😂 vo mandry ano d'efa taraika
Ariva ny Fotoagnantsika miaraka amn mi-kiff music
Show case mahoraka be ao amn tropical bar
Paf : 0 Ar , ano le tia Raha bojo regny , io fa bojo e
Anareo sisa andrasagna 😂😂
16/12/2025
Hafa koa ty e 😁
Show case mafana be 🥵izay karakain Nicola's Production iarahana amn Artiste Telo izay efa managna n'y lazany eo amn sehatra misy azy
📍N'y toerana efa fantantsika : Tropical bar lalambaovao mangarivotra
🗓️Fotoagnantsika Amin'ny zoma 19 Décembre Zao manomboka amn 21h 🕒
👉Vidim-pidirana : 5.000 Ar na 25.000 fmg
Ambiance koa iarahantsika amn'io e, aza Tonga fogna fa ano tsy Tonga fogna manenigna 🙈🥵
15/12/2025
Vava oa manafo aza ato bé eh 😂
Sod oe makafoka de tsy isotro toaka koza za nefa tsy dignino maregny fofon toaka io 😂😂
Misaotra betsaka anareo Tonga nanontrogna nomaly 🙏
Hisaoragna betsaka ireo artiste Telo nanafana ny piste
Amn weekend Zao ndrek fotoagna ntsika
Artiste hafa koa ho AVY amn'io
13/12/2025
Anniversaire ny konka 😂
Miarahaba anao Zahay Dj Moustique
I Dj moustique mo zany dia dj an'ny Tropical lounge bar, izy mampandihy sy mandefa karaoké anareo regny
Mirary soa Dj Moustique ah 🎊🎉aresaka tropical ariva
10/12/2025
Show case magnaraka. Iarahagna amn'ny artiste Telo bé Zao
Amn 13 décembre Zao fotoagna antsika e ao amn tropical lounge bar manomboka 19h
Prix d'entrée 3.000 Ar
03/12/2025
Aza baikon'ny calendrier ndraha io zalahy e🤣🤣 kofa te isotro ano, Tongava amn tropical bar mangarivotra 🥵
| Tuesday | 16:00 - 03:00 |
| Wednesday | 16:00 - 03:00 |
| Thursday | 16:00 - 03:00 |
| Friday | 04:00 - 03:00 |
| Saturday | 16:00 - 03:00 |
| Sunday | 16:00 - 03:00 |