30/08/2026
DRJS Atsinanana
JEUNESSE ET SPORTS ATSINANANA
30/08/2026
28/08/2026
🇲🇬 JOURNÉE INTERNATIONALE DE LA JEUNESSE 2026 – FARITRA ATSINANANA 🎉
Tontosa tamim-pahombiazana ny fankalazana ny Journée Internationale de la Jeunesse 2026 teto amin’ny Faritra Atsinanana, fotoana iray lehibe nanamafisana ny firaisankina, ny fandraisana andraikitra ary ny fahavitrihan’ny tanora.
✅ Nanome voninahitra ny hetsika ny solontenan’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Foibe, notarihin’Atoa Talen’ny Kabinetran’ny Minisitra.
✅ Tonga nanotrona sy niara-nankalaza ihany koa ireo solontena avy amin’ny Prefektoran’i Toamasina, niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra sy mpiara-miombon’antoka samihafa.
🙏 Mankasitraka indrindra ireo tanora rehetra tonga maro sy nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika. Ny fahavitrihana sy ny firaisankinanareo no antoky ny fahombiazan’izao fankalazana izao.
đź’Ş Tanora mandray andraikitra, tanora manangana ny hoavy!
JOURNEE INTERNATIONALE DE LA JEUNESSE - ATSINANANA
Journée Internationale de la Jeunesse Atsinanana
26/08/2026
26/08/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Website
Address
Avenue De L'Indépendance
Toamasina