08/08/2026
🕊️ Amin’ny alahelo lehibe no ampahafantaranay fa nodimandry tamin’ity herinandro ity ny rain’i Clara, mpilalao ato amin’ny kliobanay.
Nandritra ny fahavelomany dia anisan’ireo mpanohana mahatoky sy nafana fo indrindra ny ekipanay izy. ⚽💙
🙏 Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana manontolo izahay, indrindra ho an’i Clara. Enga anie Andriamanitra hanome hery sy hampahery anareo amin’izao fotoan-tsarotra izao. 🫂
Mandria am-piadanana. 🕯️🕊️
🕊️ C’est avec une grande tristesse que nous avons appris le décès, cette semaine, du père de Clara, joueuse de notre club.
De son vivant, il était l’un des supporters les plus fidèles et les plus fervents de notre équipe. ⚽💙
🙏 Nous adressons nos sincères condoléances à toute sa famille, et particulièrement à Clara. Que Dieu vous donne la force et le courage nécessaires pour traverser cette douloureuse épreuve. 🫂
Qu’il repose en paix. 🕯️🕊️
15/12/2025
🇲🇬🇲🇬 Miarahaba an’i Tohavina, voafantina handrafitra ny ekipam-pirenena U15, izay handray anjara amin’ny fifaninanana Indian Ocean Festival U15 hatao any amin’ny Nosy Maurice.
Mpilalao mahafehy toerana maro i Tohavina, saingy ny toerana vodilaharana no tena mampiavaka azy.
Misaotra sy miarahaba ihany koa ny Klioba Mpanjaka Kids Ambohidratrimo, izay namolavola sy nanofana azy talohan’ny nifindrany taty amin’ny AJSM.
🇫🇷🇫🇷 Félicitations à Tohavina, sélectionnée pour intégrer l’équipe nationale U15 qui participera au tournoi Indian Ocean Festival U15, lequel se déroulera à l’île Maurice.
Tohavina est une joueuse polyvalente, capable d’évoluer à plusieurs postes, mais elle se distingue particulièrement au poste de défenseure.
Nos remerciements et félicitations vont également au club Mpanjaka Kids Ambohidratrimo, qui a assuré sa formation avant son arrivée à l’AJSM.
01/07/2025
Ny klioba AJSM dia maneho ny fiaraha-miory manoloana ny fahalasan'i tompokovavy Donny mpilalaon'i ASKAM-AFA. Mampahery ny fianakaviany, indrindra ny fianakaviana ASKAM-AFA 🙏🙏🙏🙏🙏
18/05/2025
Félicitations aux equipes Sabnam Vakinankaratra et FDM Sofia pour leur titre de Championnes de Madagascar de Foot à 11
17/04/2025
Mirary fahombiazana ho an'ny Barea Futsal vehivavy 🙏🙏⚽⚽
22/03/2025
Premier podium au niveau national pour l'AJSM 🙏🙏🥉🥉🥉.
3ème place du Championnat National Futsal Feminin 2025
19/03/2025
Nos sincères condoléances à la famille du Coach Blaise ainsi qu'au Club Toulon FC.
Repose en paix, Coach.