25/07/2025
EVAN GYM
"Ny fahatratraranao ny Tanjonao no antom-pisianay"
25/07/2025
01/05/2025
🥹🥹🥹🥹 Tohina kely ny fo ❤️ Raha naharay retour avy any amin'ny client iray 🥹🥹🥹🥹
En seulement 4jrs, il a perdu 3,5kg😃😃
Poids de départ lundi 28.04.25 : 94,6kg
Poids actuel jeudi 01.05.25 : 91,1kg
EVAN GYM
EVAN GYMRanNiaina Randrianarimanana
28/04/2025
Maro isika no manontany @ MP hoe: "coach inona no olana fa tsy mety miova mihintsy ny toe-batako kanefa dia EFA amam-bolana maro za no nikotrana."
Somary asio maso 👀kely ireo teboka 3 ireo👉.
24/04/2025
Misy mahatsikaiky koa ilay olona k😂😂😂!!!
Ary ianao mba aona ny hevitrao🙂???
EVAN GYM: koa Raha MBA samy makamaka dia tsy mifanambaka e!!! Ny olona mitsinjo ny fahanterany kosa vé. Mba calme hiany aloha😂
20/04/2025
Arahabaina tratry ny fety isika rehetra!
Aoka isika hifaly sy hifampizara fitiavana amin’izao fotoana manokana izao!
Tandremo anefa:
– Aza atao tafahoatra ny fihinanana sakafo mamy sy matavy (m**o mamy, dibera be, lasopy be ronono, sns) 🍰🍟🧈
– Aza adino ny manao fanatanjahan-tena kely isan'andro na dia 15 minitra fotsiny aza 🏋️♂️🤸♀️🚶♂️
– Tandremo ny lanjanao sy ny fahasalamanao ⚖️❤️
EVAN GYM – “Fahasalamana no harena!”
Mirary fety sambatra, feno fahasalamana sy tanjaka ho an’ny rehetra!
17/04/2025
🎉 Félicitations à vous tous qui avez remporté l’abonnement gratuit (du 16 Avril au 16 Mai 2025)🏋️♂️ ou un mois de diète offert 🥗 chez EVAN GYM 🏟️ !
🏆 Bravo à chacun d’entre vous — continuez sur cette belle lancée 💪🔥 vers vos objectifs fitness !
🎉 Arahabaina ianareo rehetra izay nahazo ny abonnement maimaimpoana 🏋️♀️ na régime iray volana 🥗 ato @ EVAN GYM ❤️ !
🔥 Mahereza hatrany fa vao manomboka ny dia !
Fidelice LeFidelice Le Roiiko Fah Niriko – Miara-mandroso isika !
08/04/2025
NDAO INDRAAY HILALAO!! 💪🎉 Mifarana 15 Avril io a! Araraoty aingana😀
Te hahazo loka maimaim-poana ve ianao? Ity no fotoana!
Inona no atao?
1️⃣ Alefaso eto @ commentaire ny sarinareo mikotrana
2️⃣ Zarao ity publication ity
3️⃣ Entano ny namanao hanome réaction (like, love, etc.)
IZAY MAHITA REACTION BE INDRINDRA DIA MAHAZO LOKA!!
Olona 2 no ho voafidy ho mpandresy!
LOKA AZONAREO SAFIDIANA :
🏋️♂️ Abonnement 1 volana ato @ Evan Gym
🥗 Programme diète 1 volana manokana ho anao
⏳ Aza tara! Mety ho ianao no mandresy!
Alefa eeeeee!! 🔥🔥🔥
🙂AMIN’ITY TOLOTRA MANOKANA ITY : 40.000 Ar MONJA IZY REHETRA (SAKAFO + ABONNEMENT SALLE)🙂
✨ MARO AMINAREO NO NANDEFA MP HOE:
“Afaka mahazo toro-hevitra momba ny sakafo sy ny fanazaran-tena ve izahay, tompoko?”
Hoanao izay maniry:
💪💪💪Anao perte de poids (very 4kg-8kg) iray volana.
💪💪💪 Anao recomposition corporelle
💪💪💪 Prise de masse musculaire (mahazo hatramin'ny 4kg) iray volana.
Indro ary ny VALINY avy amin’ny EVAN GYM!
➡️ Maimaim-poana ny fikotranana ato amin'ny salle
RAHA manaraka programme alimentaire miaraka aminay ianao!
Tsy misy vidiny lafo intsony :
✅ Diète : 100.000 Ar
✅ Abonnement salle : 40.000 Ar
➡️ TOTAL : 140.000 Ar
AMIN’ITY TOLOTRA MANOKANA ITY : 40.000 Ar MONJA izany rehetra izany!
✨ MARO AMINAREO NO NIERITRERITRA HOE:
“Afaka mahazo toro-hevitra momba ny sakafo sy ny fanazaran-tena ve izahay, tompoko?”
Indro ary ny VALINY avy amin’ny EVAN GYM!
➡️ Maimaim-poana ny fankatranana salle

⏳ Tolotra manan-kery hatramin’ny 15 avrily 2025!
⚠️ Aza tara! Raiso izao ny fanapahan-kevitra hanova ny vatanao sy ny fahasalamanao!
⏳ Tolotra manan-kery hatramin’ny 15 avrily 2025!
⚠️ Aza tara! Raiso izao ny fanapahan-kevitra hanova ny vatanao sy ny fahasalamanao!
Mandefasa MP na miantso 0332189061 mivantana Raha Liana ianao.

01/04/2025
💡 Fantatrao ve hoe firy ny kaloria ilain’ny vatanao isan’andro? 🤔
👉 Métabolisme de base (BMR) = Kaloria ilain’ny vatanao mba hiasa raha tsy manao hetsika mihitsy (fifohana rivotra, fiasan’ny fo, sns.) 🫀💤
👉 Taux Métabolique Total (TDEE) = Kaloria ilainao isan’andro arakaraka ny hetsika ataonao 🏃♀️💪
🔢 Fomba kajy BMR (Harris-Benedict Formula)
✅ Lahy: (10 × lanja) + (6.25 × haavo) - (5 × taona) + 5
✅ Vavy: (10 × lanja) + (6.25 × haavo) - (5 × taona) - 161
🔥 Fomba kajy TDEE = BMR × Coefficient d’Activité:
🛋 Tsy manao sport: BMR × 1.2
🚶♀️ Hetsika kely (1-3x/herinandro): BMR × 1.375
🏋️♂️ Sport antonony (3-5x/herinandro): BMR × 1.55
🏃♀️ Sport matetika (6-7x/herinandro): BMR × 1.725
💪 Sport mafy (2x isan’andro): BMR × 1.9
🎯 Tianao hihena? ➡️ Ataovy deficit calorique: TDEE - 300/500 kcal isan’andro 🔥🍽
📌 Ohatra ho an’ny vehivavy 30 taona, 75 kg, 150 cm:
✅ BMR = 1376 kcal
✅ TDEE:
🚶♀️ Hetsika kely = 1893 kcal
🏋️♀️ Sport antonony = 2134 kcal
🏃♀️ Sport matetika = 2374 kcal
✨ Ianao ve te hahafantatra hoe firy ny BMR sy TDEE-nao? Apetraho eto ambany ny👇
📍 Taonanao
📍 Haavonao
📍 Lanjanao
⏳ Hamarino hoe manao ahoana ny metabolismanao amin’izao fotoana izao! 🚀🔥
👇 Aza adinoina:
✅ Manehoa hevitra 💬
✅ Zarao amin’ny namanao 📲
✅ Araho ny pejy 🔔 mba hahazoana torohevitra hafa mahakasika ny fihenan-danja sy ny sakafo ara-pahasalamana!
29/03/2025
Betsaka no Mbola diso hevitra 🔍 @ ity resaka Hena 🥩🥩sy ny protéines 💪ity. Raha maha liana anao dia aza adino ny mizara ↗️(manao partage) sy manisy réaction ❤️👍 ary e🙂!!! S'abonner hiany koa ny page 🔔🔔
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Tanjombato