As Tandem

As Tandem

Share

Association Sportive Tandem sambava
siège Antaimby sambava
lieu d'entrainement Tany mena antaimby

Photos from As Tandem's post 17/08/2026

Félicitations hoany lay nangala bacc nahafaka zala. Mila efa mihomana koa hoe ino filière arahina mba tsy anahirana na tsy hahadiso fanatenana am hoavy am fiainana...

AS TANDEM pour toujours

Photos from As Tandem's post 23/05/2026

Hoanao am sary ty azafady atera tsy misy atak’andro short maillot amnao
AS TANDEM mbola tsy nirasa maillot na niravagna...

05/04/2026

Izahay ato amin’ny AS TANDEM dia maneho fiaraha-miory lalina sy mampahery ny fianakavian’i Président Mena noho ny fahalasanany. Olona tena akaiky anay izy, niaraka taminay nandritra ny fotoana maro, na tamin’ny fotoan-tsarotra na tamin’ny fotoan-tsambatra. Niara-niasa sy nandray anjara lehibe tamin’ny fanabeazana sy fitaizana ny tanora tao Antaimby izy. Ho mandrakizay ao am-ponay ny fahatsiarovana azy.

Reposé en paix président

30/03/2026

Joyeux anniversaire ETHAN !!!

Photos from As Tandem's post 08/03/2026
06/03/2026

Entraînement
samedi le 07 Mars 2026
Stade 6h à 8h00

Photos from As Tandem's post 02/03/2026

Mbola misokatra fisoratana anarana ai

Photos from As Tandem's post 21/02/2026

Premier entraînement officiel du Coach Clara avec les jeunes talents des catégories U7 et U13 de l’AS TANDEM..

Hoantsika manana zaza te hianatra boligny tongava misoratra anarana na tongava isaka Sabotsy ao am Stade Sambava 6h à 8h00 .. zaza Hilaina dia 5 taona jusqu'à 17ans

contact : 0322909923 coach Clara
coach Theophile: +261320400586 Ambodisatrana

AS TANDEM : des plus petits aux plus grands, un avenir qui se construit

Photos from As Tandem's post 18/02/2026

Image des future footballeurs de Madagascar AS TANDEM Sambava
Raha naresaka tam herin’andra lasa !!!

Final challenge vanille
fans

Photos from As Tandem's post 15/02/2026

Raha nandalo niany ai

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Sambava?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


ANTAIMBY SAMBAVA
Sambava
208