10/08/2026
aza adino mamandrika toerana mialoha tompoko, afaka miantso ny numéro boubasports 0386804018,mbola malalaka tsara ny date 15 Août
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BOUBA Sports, Recreation Center, Ambohitrinimanga Anosy Avaratra, Sabotsy-Namehana.
�Centre de loisirs et sports : piscine, volleyball, basketball, foot a 5 , pétanque, trempoline
�Salle de réception pour mariage, fiançailles, réunion, baptême, anniversaire, team building
� Événements en plein air
10/08/2026
aza adino mamandrika toerana mialoha tompoko, afaka miantso ny numéro boubasports 0386804018,mbola malalaka tsara ny date 15 Août
10/08/2026
aza adino mamandrika toerana,na iantso numéro boubasports 0386804018, fa mbola malalaka tsara ny date 15 août, mankasitraka tompoko
24/05/2026
boubasports Dia Mirarisoa anareo Roa kely, Mirary toka-trano sambatra ho anareo 💚💚💚💚💚
24/05/2026
Boubasports Ambohimandroso Anosy Avaratra Dia mampafatatra antsika rehetra,fa misy photographe, amin'ny vidiny tena mirary, Sady tonga Dia vita eo no eo, afaka atao souvenir mpianakavy ELA tsy nifankahita,ny mpiara - mianatra sns
10/05/2026
aza adino ny miantso numéro boubasport 0386804018 ,izay amandrika toerana PENTECÔTE, mankasitraka tompoko 🙏
Efa feno tanteraka ny Pique nique rehetra ny 1er Mai 2026,Fa mbola malalaka kosa Accès piscine ihany, contact 0386804018
Efa feno ny toerana hoan'ny LUNDI DE PENTECÔTE 25 MAI 2026,Fa mbola malalaka kosa ny Dimanche PENTECÔTE 24 Mai 2026,
29/04/2026
❌‼️Le Bon Plan du Jour Férié ‼️❌
🗓️ Le 1er Novembre : Ne Laissez Pas ce Jour Férié Vous Échapper ! ☀️
📢 Vous avez déjà prévu de vous détendre le 1er novembre ? Excellente idée ! Pourquoi ne pas transformer cette journée en une véritable mini-vacance ?🏊⛹️🛝⛱️⚽🏀🏐
🌞Imaginez : le soleil brille, vous savourez un pique-nique délicieux que vous n'avez pas eu à préparer entièrement, et vous terminez la journée par une baignade rafraîchissante. C'est le programme parfait que nos clients adorent !
👉Il reste encore quelques créneaux pour combiner Pique-Nique et Piscine. C'est simple, tout est prêt pour vous. Venez profiter de cette journée sans contraintes.
29/04/2026
29/04/2026
Ialàna tsiny indrindra tompoko, fa ny accès Piscine ihany sisa mbola misy toerana,ny 1er Mai 2026,ka ataovy Dieny Zao ny Réservation hamandriana ny toerana,6000 ar ny lehibe, 5000ar ny ankizy 2 à 12 ans, Bonnet obligatoire tompoko, afaka mitondra sakafo, boissons,zava _maneno ihany koa, ny PIC NIC efa feno tanteraka, hatramin'ny Terrain REHETRA tompoko. afaka miantso numéro boubasport 0386804018,
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |
| Sunday | 08:00 - 17:00 |