11/08/2026
๐จWorld Cola Ligue des Champions - D2 National - Match retour๐จ.
๐Site Antsirabe
Resultat match - J4 (D2 National)
FC ZANAGASY V7v 0๏ธโฃ-5๏ธโฃ FC BAOBAB Menabe
Nandresy ny FC ZANAGASY tamin'ny isa 5 - 0 FC BAOBAO MENABE, nandritra ny lalao miverina Raha resy tamin'ny isa 3 - 0 tamin'ny lalao mandroso.
Mitazona ny laharana faha 02 vonjimaika FC BAOBAB Menabe, maรฑana isa 07.
06/08/2026
๐ ๐ต๐๐ด๐๐ต-๐ฉ๐๐ต๐๐ต๐ผ๐ฏ๐๐ป๐๐จ ๐ฐ๐๐ฌ๐ ๐๐จ๐๐ฌ๐๐ฐ๐๐ถ๐'๐๐ ๐ญ๐ผ๐น๐๐ป๐๐จ ๐ด๐๐ต๐ผ๐ฉ๐ ๐
๐ Morondava | 06 Aogositra 2026
Notsenaina taminโny fomba manetriketrika ireo mpilalao sy mpanazatra nahazo ny anaram-boninahitra ๐o๐ฆp๐จn๐a๐คa๐ง'๐ข ๐a๐a๐ a๐ฌi๐คa๐ซa 2๐2๐ tamin'ny taranja Beach Soccer, ho fankasitrahana ny ezaka sy ny zava-bita nitondra avo ny anaran'ny Faritra Menabe.
๐ฅ๐ฅNandritra ity fotoana ity dia notoloranโny ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐ marim-pankasirahana ireo mahery fo ireto.
Ireo tompon'andraikim-panjakana nandray fitenenana, dia niarahaba sy nankasitraka ireto tompondaka ireto ary nanamafy ny fahavononana hanohana hatrany ireo atleta sy tanora izay miezaka hitondra avo ny voninahitry ny Faritra Menabe.
Ireo mpilalao sy panazatra kosa dia naneho fisaorana feno ireo ray aman-dreny, ny vahoakan'i Menabe ary ireo rehetra nijoro teo anilan'izy ireo indrindra ny de Football Menabe, noho ny fanohanana sy ny fiarahana tamin'ny dianโizy ireo hatrany aminโny voalohany ka hatraminโizao fandresena izao lehibe.
Ny Ligue de Football Menabe dia miarahaba sy misaotra ireo mpilalao, mpanazatra, ray aman-dreny, mpiara-miombon'antoka ary ireo rehetra nanohana.
๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐ โ ๐๐๐๐ ๐ฃ๐๐ข๐ก ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐๐๐ฅ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ โฝ
03/08/2026
๐ ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ ๐๐ ๐ป๐ ๐ง๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ ๐๐ฒ๐ฎ๐ฐ๐ต๐๐ผ๐ฐ๐ฐ๐ฒ๐ฟ.
Intelo novoahosotra ho Tompondaka ny Madagascar ny ekipan'ny Ligue de Football Menabe :
๐2011 tato Morondava
๐2025 tany Mahajanga
๐2026 tany Manakara.
Isaorana ireo rehetra nahazahoana anio Vokatra io, ao ireo Mpilalao sy Mpanazatra izay nifandimby, ireo Seksionina sy ny staff ny Ligue teo aloha sy ny amperinasa, ireo mpiaramiobon'antoka, IO'Renala sy , ireo tsara sitrapo ka nanome fanampiana arabola, tsy hadino ianareo Mpankafy, nitondra am-bavaka sy nanome hery.
๐ ๐ต๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐. ๐จ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐๐๐๐.๐
02/08/2026
๐ ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ ๐ง๐ผ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ฐ๐ฎ๐ฟ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ ๐๐ฒ๐ฎ๐ฐ๐ต๐๐ผ๐ฐ๐ฐ๐ฒ๐ฟ. โญโญ
Voahosotra ho Tompondaka ny Madagascar fanindroany ny ekipan'ny Ligue de Football Menabe refa nandresy an i avy any Mananjary tamin'ny isa 4-3.
Misaotra antsika Rehetra nanohana sy niraifo
02/08/2026
Izahay eto amin'ny
dia miondrika eo anatrehan'izao fahalasan'i ๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ izao, ary mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany.
Amin alahelo lehibe no ilazana amintsika fa nodimandry io maraina io i Angeluc, mpilalao tao amin ny Barea Beach Soccer, Champion d Afrique 2015
Mirary fihononana feno ho an ny fianankaviana !
MANDRIA AM PIADANANA ANGELUC !
02/08/2026
๐ช๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐ ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ณ๐ถ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ
Tafiakatra amin'ny lalao famarร nana ny ekipan'ny Ligue de Football Menabe , fa nandresy an'ny 5-3 tamin'ny lalao manasadalalana faharoa.
AVY any Mananjary no hifanandrina amitsika mandritra n'y lalao famarร nana atao anio amin'ny 02 ora sasany.
Tohano gnantsika.
01/08/2026
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐ ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฑ๐ฒ๐บ๐ถ ๐ณ๐ถ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ
Nandresy tamin'isa 10 - 3 an i Toliara ny ekipan'ny Ligue de Football Menabe. avy any Toamasina no ifanandrina an ekipatsika amin'ny manasadalana .
Tohano gnantsika.
01/08/2026
๐จ ๐ ๐ฎ๐๐ฐ๐ต ๐ฟ๐ฒ๐๐ผ๐๐ฟ ๐ฝ๐ผ๐๐น๐ฒ ๐ .
๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐๐ฒ๐น๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ผ ๐๐ฒ๐น๐ผ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ
Nandresy 14-3 an'i Farafangana ny ekipan'ny Ligue de Football Menabe nandritra n'y lalao miverina ao amin'ny vondrona B.
31/07/2026
๐จ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ผ ๐ฟ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ฎ๐๐ผ๐ป'๐ป๐ ๐ ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ.
Nandresy an'i tamin'ny isa 6-5 ny ekipan'ny Ligue de Football Menabe nandritra n'y lalao faharoa tao amin'ny vondrona B.
Tohano hatrany ny antsika.
31/07/2026
โฝ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ - ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐จFandaharam-potoana eo amin'ny andro faharoa izay atao anio 31 Jolay 2026.
โฝ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ - ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐จFandaharam-potoana eo amin'ny andro faharoa izay atao anio 31 Jolay 2026
Commission Beach Soccer & Futsal