Fans Rouge&Bleu eto Madagasikara

Fans Rouge&Bleu eto Madagasikara

Share

PSG dans nos cΕ“urs β€οΈπŸ’™
- " Unis pour le PSG : que ce soit Γ  Madagascar ou Γ  l'Γ©tranger !

" πŸ«‚πŸ‡²πŸ‡¬πŸ’«
- Page dΓ©diΓ©e Γ  la solidaritΓ© des supporters Rouge & Bleu aux Mondiaux. πŸ₯Ή

PSG pour toujours πŸ₯°
PSG Mandrakizay 🫢🏾
PSG forever 😍

29/08/2026

360M€ no vola azon'ny klioba tamin'ny fandehanan'i Mbaye, Ramos, Lee, Barco ary Muani πŸ€‘πŸ’°

Barcola: 140M€
Ramos : 75M€
Mbaye : 55M€
Muani : 50M€
Lee : 40M€

πŸ‘‰πŸΌ Barcola kosa, no mpilalao nahazahoan'ny klioba vola bΓ© indrindra taorian'i Ney (90M€ nakany amin'ny Al-Hilal) πŸ’ͺπŸ’ͺ

βœŠβ€οΈπŸ’™

29/08/2026

Ny fandaharam-potoana amin'ilay lalao 08 hatao mandritran'ny phase de liguen'ny UCL 26/27:

🏠 : S.Bratislava (09/09/26)
✈️ : M.City (14/10/26)
🏠 : Barca (20/10/26)
✈️ : Villarreal (03/11/26)
🏠 : As Roma (25/11/26)
✈️ : Aston Villa (08/12/26)
✈️ : Como (20/01/27)
🏠 : Galatsaray (27/01/27)

Amboaro dien'izao ary ny sezanao fa hanomboky tsy hoela raha ty ary laharana fahafiry indray isika eto 😏πŸ”₯

βœŠβ€οΈπŸ’™

29/08/2026

Nanisy clause de revente tamin'ny fifanarahan'i Mbaye ny PSG, ary manodidinany 4M€ eo izany πŸ˜‰πŸ’°

πŸ‘‰πŸΌ Izany hoe : raha misy ny famarotan'ny Aston Villa azy any aoriana any, dia hahazo 4M€ avy amin'izy ireo ny klioba

πŸ‘‰πŸΌ Tsy izay ihany, fa hahazo 1M€ avy amin'ny Aston Villa koa ny klioba, mba ho " indemnite de solidarite ". Izany hoe mba ho vidin'ilay nanofanana an'i Mbaye tato amin'ny akademiantsika ary izay koa no antony, noho izy nivoaka tato amin'ny titis

Miisa 60M€ eo izany ny vola azo avy amin'ny Aston Villa hoan'i Mbaye πŸ€‘

πŸ’° 55M€ (saram-pifindrany)
πŸ’ͺ 4M€ (clause de revente)
πŸ˜‰ 1M€ (indemnite de solidarite)

(πŸ—žοΈ Abdellah Boulma)

βœŠβ€οΈπŸ’™

29/08/2026

Iny lalao nanoloana any Lille tamin'ny alina iny, no lalao faha-100 vitan'i Ruiz tato amin'ny ligue 1 niarak'amin'ny PSG πŸ’ͺπŸ₯°

βœŠβ€οΈπŸ’™

29/08/2026

MERCATO D'ETE 26 | Tapitra, tapitra koa ary nivoaka ilay klioba akaiky an'i Mbaye!!

πŸ‘‰πŸΌ Nahita marimaritra iraisana teo amin'ny klioba ry zareo Aston Villa ary niasa mangina izy ireo nanoloana an'ity titis antsika ity

πŸ‘‰πŸΌ 55M€ ny saram-pifindrany ao amin'ny A.Villa πŸ’°

πŸ‘‰πŸΌ Tanteraka ny fanirian'ny fianankavian'i Mbaye, satria efa ela no nanampaniriana an'izao izy ireo, ka izao tontosa soamantsara izao

πŸ‘‰πŸΌ Ny Aston Villa koa moa, niasa mangina tambadikan'ny Liverpool, saingy, nijanona ny Liv rehefa nahita hoe niroborobo ny raharaha.

Kanefa, na ny orinasa na mpanao gazety rehetra tsy nahay hoe iza ary izany klioba nampitsahatra any Liv izany. Kay ry zareo Aston Villa, izay klioba voalohany nikitika an'i Mbaye ihany πŸ’

πŸ‘‰πŸΌ Noho izany, dia anio hariva no handeha hanidina hoany Angleterre i Mbaye hiatrika ny zavatra rehetra ao Aston Villa πŸ₯²πŸ₯²

(πŸ—žοΈ Fabrizio Romano, Le Parisien PSG)

βœŠβ€οΈπŸ’™

Photos from Fans Rouge&Bleu eto Madagasikara's post 29/08/2026

πŸ—£οΈ π‘πšπ€πšπ©π² taorian'ny lalao nanoloana any Lille iny :

29/08/2026

Inona no zavatra hitanao tamin'iny lalao alina nanoloana any Lille iny, eny, tsy iny ihany fa nandritran'izay lalao 6 izay πŸ’

❌ Majorque
🀝 M United
βœ… Aston Villa
❌ Lens
🀝 Rennes
🀝 Lille

πŸ‘‰πŸΌ Nian'ny admin manokana aloha, dia tsapa sy hita hatreto ny fisian'ny fiovana eo amin'ny soldats antsika, indrindra ny fahaiza miarak'amin'ireo mpilalao vaovao ary manampy an'izay koa ny tsy fahampian'ny kotrana eo amin'ny mpilalao sangany ato amin'ny klioba, izay vao avy nanao mondial ireny πŸ˜ͺ

Mbola mikorontana hatreto ny fandrindrana ny baolina eo an-tongotran'ireo soldats antsika amin'izao. Na ny pressing ireny aza, toa mbola tsy hita firy avokoa, ny fivadibadiana toerana eny an-kianja toa mbola tsy dia hita firy sns...

Ankoatr'izay koa, te hitady hiverina indray ilay tsy fahasahiana mitifitra sns...ireny

Mino aho fa mbola voalohany izao ka soa lavo toy izao ary soa tahakan'izao amboalohany izao, mba hahafahana manarina sy mijery hoe inona no tsy mety sns...mba hahafahana miverina amin'ilay hery teo ireny πŸ’ͺπŸ’ͺ

βœŠβ€οΈπŸ’™

28/08/2026

Mi-temps ⏸️

PSG 0Γ—1 LOSC

Efa hain'olona ny point faible antsika, izay nifehiny tamin'ity fizaram-potoana voalohany ity ary somary tsy dia ao tsara koa ny fomba filalaovantsika talohan'iny baolina matin'ny Lille iny. πŸ˜ͺ

Ka any amin'ny fizaram-potoana faharoa indray, miezaka manao misimisy noho iny teo iny πŸ™

βœŠβ€οΈπŸ’™

28/08/2026

Ny hijoro voalohany manoloana any Lille bakeo βš”οΈπŸ”₯

βœŠβ€οΈπŸ’™

28/08/2026

Ny lisitran'ny mpilalao handeha hanidina hoany Lille anio alina πŸ“‹πŸ”₯

❎ J.Neves (marary), Dembélé (repos), Mbaye (resaka mercato)
πŸ”™ Mayulu

βœŠβ€οΈπŸ’™

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Morondava?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


619
Morondava