14/12/2023
Tenchi Aikido Manakara
Club d'Aikido du groupe TENCHI à Manakara.
14/12/2023
10/09/2021
ENTRAINEMENT AIKIDO : ALAROBIA SONDRONANDRO AMIN'NY 5 HARIVA, SABOTSY SONDRON'ANDRO AMIN'NY 2 ORA TOLAKANDRO, TOERANA: EX-DREN(GARABA)
03/08/2020
Mazotoa mikotrana any antrano, avereno ireo fihetsika fototra, déplacement, bâton jo , boken, miezaha hatrany hanana ny fotopisainana IRIMI,
25/06/2020
😷😷Pendant le confinement,😷 l'entrenement continue.
Aïkido Forever 🥰
17/05/2020
Cinq Principes d'immobilisation
Fizarana kely confinement izao
26/09/2019
Keikogi(kimono no filazantsika azy) toy ny an'ny karaté sy ny judo ihany no fitafiana, fa rehefa mahazo grade any aoriana any vao manao ilay Hakama mainty , ny ceinture dia blanche , marron, noir ihany
26/09/2019
Tsy mifidy salantaona, n'a lahy na vehivavy dia samy afaka manao Aïkido, misy ny fampianarana manokana hoan'ny vehivavy sy n'y ankizy, manabe ny zaza sy n'y tanora mba ho olombanona n'y Aïkido,
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Manakara
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |