07/03/2025
Koa satria sehatra iray ifampizarana ny eto dia ezahinay no mampahafantatra bebe kokoa eto ny ;
π΄ Fitambarana haiady maromaro efa nisy teto Madagasikara ary mbola hianarana ny ampahan'ireo ao anatin'ny fianarana satria sady mamelona ny haiady nentim-paharazana (art traditionnel) no mamelona ihany koa ny kolontsaina zay eto amin'ny Tanintsika ity.
Isan'ireo haiady ao anatiny ireto lazaina eto ireto:
π Dodoria
π Diamanga
π Savika
π Beda
π Bango
π sns ...
Mazava hoazy fa ny teto Madagasikara dia samy nanana ny haiadiny ny faritra maromaro: tao ny Doranga, ny Moraingy, ny Savika, ny Diamanga, ny Ringa sns ....
Eny tompoko, amin'ny teny Malagasy avokoa ny teny rehetra ato amin'ny HARTEMA toy ny hoe: daka, kapoka, vely, sns ...
07/03/2025
ππ ππ¨ ππ§'π§π² π―ππ‘π’π―ππ―π² π€π¨π π§π² πππππππ ππ
-
β
Mianara foana miaro tena fa miha-ratsy ny tontolo manodidina;
β
Fahasalamana ho anareo vehivavy ny mikotrana
β
Ary mitaiza ny saina ivelatra hatrany ...
_
HARTEMA na Hay ady Aro-Tena Malagasy dia haiady natao ho an'ny rehetra: ankizy, tanora, lehibe, lahy sy vavy. Ianaranao karazana teknika toy ny prises (vozon'akanjo, au sol, mandray, ..), armes (πͺ antsy, πͺ famaky, angady, π‘sabatra ...) sns e ....
-
Koa raha mahaliana anareo dia ho raisinay ianareo:
π Sabotsy: ao amin'ny Tranompokonolona
π Alahady: @ 2h ao amin'ny EPP Mamoladahy
-
βοΈ 034 31 137 08 - 038 92 646 50
03/01/2025
Rahampitso 04 Janoary 2025 no entrainement voalohany ao amin'ny EPP (Ampitan'ny Commune) ka tongava raha mazoto hanatevin-daharana anay fa ho raisinay an-tΓ nandroa.
βοΈ 038 44 334 93 na 034 31 137 08
24/12/2024
Mirary Krimasy sambatra ho antsika sahady.
Entrainement manaraka: 04 Janvier 2025
β³οΈβοΈβ³οΈ
31/10/2024
Tongava manotrona e π₯³
π¦΅CHAMPIONNAT DE MADAGASCAR Kenpo-MMA DIAMANGA VAOVAO MALAGASY MARTIAL ARTS 2024 - ANDIANY FAHA-8π₯π―
Tongava manohana ny mpandresinao mandritran'ny fifaninana izay ho tontosaina ny 02 sy 03 Novambra izao ao amin'ny Gymnase couvert Mahamasina.
πΈVidim-pidirana : 3 000 Ar.
, mpanohana ofisialy ny Championnat Kenpo-MMA Madagascar Kenpo Federation & Mixed Martial Arts ; MKF-MMA
12/09/2024
π£π£ HEY HEY HEY
Mbola mitohy ny fisoratana anarana an, aza tara isika fa ny lesona efa manomboka.
βοΈ 038 92 646 50 - 034 31 137 08
π Epp Mahitsy
π Manomboka amin'ny 8h30
;
04/09/2024
Sabotsy zao amin'ny 8 ora izany ny fotoana ao amin'ny EPP.
29/08/2024
LOADING ....
Efa kely sisa dia tonga ny 7 Septembre izay hisokafan'ny eto indray an
Araho tsy tapaka ny pejy
10/08/2024
π€©π€© 'NDAO ZAY VONONA ARY
Misokatra amin'ny Sabotsy 07 Septembre zao ny Club eto .
Hianaranao indray ireo lesona nahafantarana ny HARTEMA hatrizay sy ireo lesona be dia be zay mbola tsy navoaka.
Ho an'ny rehetra io fa tsy manavaka: na efa mpanao HARTEMA ianao na vao hanomboka, na efa gradΓ© ianao na dΓ©butant dia misy lesona sahaza ho anao ao.
Tongava dia ilazao ny namana rehetra.
Afaka mandefa MP na miantso ny laharana eto ambany.
βοΈ 034 08 284 97 (Maitre Feno )
βοΈ 034 31 137 08 - 038 92 646 50
31/07/2024
π₯³π₯³ ππ¨π§π ππ―π π¦π’ππ§πππ«π ππ π¦ππ¨π₯π ππ¬π² πππ«π
Isaky ny Sabotsy @ 10H ao amin'ny Tranom-pokonolona Imerintsiatosika.
Raha te:
β
Hahay hiaro-tena
β
Hahay hilalao armes
β
Hahazo kotrana misy programme mazava tsara
β
Hahazo namana afahana mifanakalo traikefa
Tongava misoratra anarana fa ho raisinay ianao
βοΈ 034 31 137 08 - 038 92 646 50