28/08/2026
Te hiteny sy hamporisika anao foana aho hoe… AZA miandry Avis Médical na miandry aretina iseho mafy vao makany @ salle de sport.☝🏻❌
✅Maronaro ihany ny tombotsoa azo avy amin’ny kotrana.
〽️Ny tanjona samy manana ny azy dia araka izay no hitondrana ny kotrana ataonao fa tsy voatery mitovy daholo.
⚡️FITNESS GOLDEN Dia mandray sy manampy anao izay mety mitovy cas @ amin’io lazaiko io.
👉🏼Misy COACH mahafapo mandray anao ato
❗️Toerana: akaikiny restaurant bolas mahitsy
☎️0347736182
24/08/2026
Tsy efa tokony hiverina hikotrana amin’izay ve fa efa tapitra ny vaccances e?🤭
Sao lasa ngeza loatra any indray ny kibo❗️❗️😂
Tongava amin’izay ry zareo a….💪🏼
〽️FITNESS GOLDEN MAHITSY
🔆Misy coach pro,coach perso raha ilainao ihany koa.
💰Tarif Mirary⚖️
☎️0347736182
21/08/2026
Mbola maro ny olona manaiky lemena saina fa famonoana tena ny fibatana vy na ny manao musculation !🙄❌🫣
Tsy marina izany,❌❌ rehefa tsy tianao na tsy maharesy lahatra dia tokony tsy manaratsy taranja otrany izany fotsiny.
Raha tsy ho vita io tsy nataonay.🤌🏽🔥💪🏼
✅Misy tanjona matoa io nisy fa tsy misy misy fahatany.Ary mino aho fa manana tanjona daholo ny olona manao anio;tsy misy noterana nanao azy. Ary io tsy vitany olona kelikely saina anefa,tsy Maharitra manao anio akory raha vao kely morale.👆🏽 fa zay e….👇🏻👇🏻
Tsy maintsy miharitra kely vao rôle fa tsy misy fandresena omena fotsiny na azo azo fotsiny.
〽️MIROSO FOANA💪🏼💪🏼
Mirary farany herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra.
❗️FITNES GOLDEN MAHITSY
☎️0347736182
17/08/2026
Alatsinainy vaovao be indray.🌦🌤
Mandeha foana ny kotrana fa sao misy manaraka toetr’andro indray eo dia tsy hikotrana a.🌧🌦🤣
❗️Tongava ato @ Fitness GOLDEN Mahitsy, misy coach manaramaso be foana mampikotrana na mbola vao sambany hikotrana ary ianao.🤌🏽
📎FINTESS GOLDEN MAHITSY RN4
☎️0347736182
07/08/2026
Coucou Kely daholo avy @ ity sipa forme Be anay ty e…😍🔥
Mikotrana tsara dia mahazo vokatra tsara.👌🍑
📍Ato @ FITNESS GOLDEN misy coach manaramaso tsara anao raha te hikotrana nareo.❗️
03/08/2026
Maivamaivana erÿ rehefa vita ny kotrana.💪🏼😍…
Fa na izany aza namay iny kotrana androany iny✅🔥💪🏼
Ny sary tsy adino nijerena motivation 😂
@
👉🏼Afaka mampikotrana anareo ilay mitady coach vehivavy aho.✌🏻
🔅Tarif Mirary,Résultat assuré🤌🏽✅
📍FITNESS GOLDEN MAHITSY akaikiny restaurant Bolas
☎️034 77 361 82.