27/05/2024
Alefa lery 🤜🤜🤜,masters 2024 hiarahana @,Hery monde,Baloty,Havana, tselona na tsetse,,alefa lesy zala a,
L'objectif aller plus loin leS club PCB au niveau nationale et internationale sur la petanque
27/05/2024
Alefa lery 🤜🤜🤜,masters 2024 hiarahana @,Hery monde,Baloty,Havana, tselona na tsetse,,alefa lesy zala a,
13/01/2023
Ireto veteran ireto dia miarahaba antsika taona vaovao izao,,
Ireo no veteran petanque club betafo izay nanao championnat de MADA Tany Toamasina TALA,GRE ,ELSON Izay azo atao oe tsara vokatra satria raraka teo @1/4 de final zareo mirarisoa ho anareo zahay e,
13/01/2023
Ny vorona no tia petrapetraka hono manana ny tendron-kazo fitazatazanana, ny tenako no tia vazivazy maheno ny fivazony namana, koa ankohakon'antsa orakoranjatovo, zina ny vaninandron-korana ary meva ny fibaliakan'ny masoandro nohon'ny fitiavan'andriamanitra"misaotra anao aho Tompo fa nomenao taona iray,indray miampy iray indray izany traikefa , araka lay teny oe taona iry, iry no lalà na,fa taona ity kosa,ity lalà na,misaotra ireo Ray aman-Dreny nanabe sy ny kolokolo ary misaotra any vady aman-janako manoro hevitra indrindra ireo mpiray tampo sy ireo rahalahy kibo Tsy homby, ary Tsy hadino ireo namana rehetra e,teo ny aretina nahazo teo loza maro isan-karazany fa mbola mijoro foana satria notahin'ilay Nahary mandrakariva,misaotra anareo Mirarisoa ihany koa ny tenako,phonako mande foana ee,,krkrk,,
25/12/2022
Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra izahay telo mianaka e,,,