27/10/2024
Salama harivariva🙏🙏
Ny valin'ny lalao omaly
1/ Kaël Olo Hely (49)
2/ Rasoaelinjara Vavinandrasana Marielle (27)
Mankasitraka hatrany ❤️❤️❤️❤️❤️
Afaka mandalo ao amin'ny boutique Model Unik Mjn manomboka rapitso lundi.
24/10/2024
Ho avy ndray ny week-end. ❤️❤️❤️Aza adino ny mi-j'aime ny page fa ho avy ndray ny kilalao an! ❤️❤️❤️
19/10/2024
Miarahaba antsika rehetra ❤️❤️
Avoakantsika zao ny valin'ny lalao izay natao omaly ka ireto avy ary ireo nahazo ny loka.
1) Kaël Olo Hely (63)
2) Dji Ja (52)
3) Rasoaelinjara Vavinandrasana Marielle (37)
Iangaviana ianareo mba hiditra mp azafady.
Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara.
Araho tsy tapaka ny pejy fa misy kilalao foana eto.
18/10/2024
Kilalao kely vao maraina ❤️❤️
Samia mi-indentifier ny namany tia kéfir na te hanandrana ny KEFIR 401 KA IZAY BE REACTION INDRINDRA DIA MAHAZO LOKA AVY ATY AMINAY.
LOKA VOALOHANY: KEFIR DE LAIT 1L(1) + KEFIR DE FRUIT 1/4 (2)
LOKA FAHAROA: KEFIR DE LAIT 1L (1)
LOKA FAHATELO: KEFIR DE FRUIT 1/4 (2)
RAPITSO MARAINA HO PUBLIENA ETO NY VALINY.
AZA ADINO NY MANAO J'AIME NY PAGE
01/10/2024
💥💥Misy LIQUIDATION ao amin'ny Model Unik Mjn apitan'ny pharmacie de l'Avenir amin''ny entana seconde main rehetra💥💥
👉👉 KOA TONGAVA MITSIDIKA OH👈👈
💥💥Hanao liquidation izahay ato amin'ny Model Unik Mjn 💥💥
👉 OUI REDUCTION 50% HATRAMIN'NY 75%
👉LAZAO ANAY IZAY ILAINAO
👉Mandalova ao aminay fa ho afapo ianao
29/08/2024
ankoatran'ny kéfir dia complet ihany koa ny fitaovam_pianarana ho an'izao fidiran'ny mpianatra zao.
alefaso ny commande.