Jirama Boeny
15 min ·
🛑MAHAJANGA :Mody ventiny ny rano natsakaina.
✅ Araka ny efa nambara, tsy nandry andro, tsy nandry alina ny Mpitantana ny orinasa JIRAMA sy ny Ministera Mpiahy dia ny Ministeran'ny Angovo sy ny Akoran'afo (MEH) ary ny Fitondram-panjakana foibe nitady vahaolana manoloana ny fampiharahana ny fahatapahan-jiro mifandimby tamin'ny faritra vitsivitsy, vokatry ny fitsitsiana ny solika sy solika mavesatra teo am-pelatanan'ny orinasa JIRAMA.
✅ Mivaha ny olana amin'izao fotoana izao ka foana ny filazana fahatapahan-jiro mifandimby nohon'ny antony ara-tsolika, ho an'i MAHAJANGA.
🙏Ny JIRAMA dia mamerina ny fialan-tsiny amintsika mpanjifa nohon'ny fikorontanana nateraky ny fahatapahana ary mankasitraka hatrany amin'ny faharetana.
M'ASO
M'ASO
03/05/2023
🚩 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀
ℹ️ Ireo toerana voakasiky ny fahatapahan-jiro mifandimby anio Alarobia 03 May 2023.
02/05/2023
🚩MAHAJANGA: Mivaha amin'ny ampahany ny olan'ny fahatapahan-jiro
🚒 Migadona ao Mahajanga io hariva io ny fiarabe mitondra solika mavesatra hampihodinana milina roa mpihary herinaratra ao an-toerana.
✅ Hihena arak'izany ny fahatapahan-jiro mifandimby ao Mahajanga fa mbola tsy foana tanteraka satria tsy maintsy tsitsiana ny solika eo am-pelatanana mba hisorohana ny fahatapatapahan-jiro faobe.
📌 Mbola misy arak'izany ireo toerana hampiharana ny fahatapahan-jiro mifandimby, izay ho ampahafantarina antsika amin'ny haino vaky jery sy ny tambazotran-tserasera rehetra.
✍️Mitohy ny famahana ny olana izay Isaorana ny Fitondram-panjakana sy ny Ministera Mpiahy, tsy mandry andro, tsy mandry alina mitady vahaolana maharitra.
🙏 Ny JIRAMA dia maneho hatrany ny fialan-tsiny aminy fanelingelenana rehetra aterak'izany ary mankasitraka amin'ny faharetana tompoko.
30/04/2023
JIRAMA
30/04/2023
JIRAMA
18/04/2023
MILA VOLA MAIKA
MOTO AMIDY
MOTO CROSS 200 cc, SAFARI
Tena mora
Teneno ny volanao.
Contact : +261346937166
03/03/2023
🔴Mitady Réceptionniste🔴
23/01/2023
⚠⚠ Avis de recrutement ⚠⚠
Nous recrutons un.e SENIOR MEAL OFFICER pour rejoindre notre équipe à Majunga
Trouvez les détails sur https://care.mg/relance-recrutement-senior-meal-officer-base-e-a-mahajanga/
Date limite de réception des candidatures : 28 janvier 2023
Relance recrutement - SENIOR MEAL OFFICER, basé.e à Mahajanga - CARE Madagascar CARE International à Madagascar recherche un Senior MEAL Officer pour son bureau régional à Boeny.
🔴 Tany amidy 🔴
Commune belobaka ,fkt amparemahintsy,quartier mètre cube.
🔻Tany 1 ha reconnaissance. 🔻Amorondrano Mandeha tsy mety ritra.
🔻8000 fmg / M2 na 80000000 fmg ny 1 ha Raha Alaina mitambatra Ary 10000 fmg ny M2 Raha morceller.
🔻Afaka ny fiara tsara.
🔻Azo atao faciliter de paiement araka n'y hifanarahana.
🔻Mety hanaovana ferme sy baingalow.
🔻 Mitovy amin'ny Ambanjabe Ilay rano, misy piscine naturelle 3 .
🔴🔴 Contacte: 032 22 808 70🔴
12/01/2023
AVIS D'APPEL D'OFFRE OUVERT
Objet : Travaux de construction/réhabilitation d'infrastructures sanitaires au niveau de sept (07) écoles à Mahajanga, répartis en quatre (04) lots.
Toutes entreprises intéressées sont invitées à retirer le Dossier d'Appel d'Offres (DAO), en version électronique sur CD, au bureau de la Direction Régionale de l'Eau, de l'Assainissement et de l'Hygiène Boeny, en face Bloc Administratif Mangarivotra.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Contact the business
Telephone
Website
Address
Sotema
Mahajanga
401