13/07/2026
๐จ Nanomboka omaly Alahady ny fanomanana ny taom-pilalaovana 2026-2027 ho an'ny ๐๐ผ๐ฟ๐๐๐๐ถ๐ฎ ๐๐ผ๐ฟ๐๐บ๐๐ป๐ฑ .
โก๏ธFizahana ara-pahasalamana sy ara-batana no nanombohana izany tao aminy foibe fiofanana tao Brackel.
11/07/2026
๐จ Lasan'ny ๐๐ฎ๐ฟ๐ฐ๐ฎ i ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐บ ๐๐ฑ๐ฒ๐๐ฒ๐บ๐ถ .
โก๏ธManodidina ny 22 million d'euros + 7 million d'euros bonus ny saram-pifindrany .
โก๏ธHanao sonia fifanarahana 5 taona ao aminy Barcelone ity elatra kelin'ny Alemaina tao aminy Dortmund ity.
[FabrizioRomano]
06/07/2026
๐จArabaina ra ๐๐ฟ๐น๐ถ๐ป๐ด ๐
05/07/2026
๐จ๐๐ฬ๐ฟ๐ด๐ฒ๐ป ๐๐น๐ผ๐ฝ๐ฝ indray no hitondra ny ekipam-pirenena ๐๐น๐ฒ๐บ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ .
โก๏ธAnisany mpanazatra manana ny maha izy Azy ary hinoana fa hitondra vokatra tsara ho an'ny rainiboto .
[FabrizioRomano]