TANA Football club Mada

TANA Football club Mada ⚜️🥉Izahay Dia KLIOBA mamolavola anireo ankizy ho Tonga ho olombanona💗

07/11/2022

🆘URGENT🆘

Salama daholo tompoko
Izahay ato aminy TANA FOOTBALL CLUB dia mitady olona mipetraka ao Seychelles sy METZ
Ka hody eto Madagasikara tsy ho ela
Fa misy entana saika ampitondrainay
Izy io entana Tena ilaina ato aminy klioba Tena urgent be tompoko
Dia Raha misy dia mba andefaso hafatra miafina ny pejy TANA FOOTBALL CLUB MADA

Misaotra tompoko Tena ilay maika

Victoire 4-0 Merci les filles3points 🥉
11/09/2022

Victoire 4-0

Merci les filles
3points 🥉


Salama daholo Ela izahay tato aminy klioba tana football club tsy nilaza vaovao tato aminy pejy ary Maro koa ihanareo mi...
29/08/2022

Salama daholo

Ela izahay tato aminy klioba tana football club tsy nilaza vaovao tato aminy pejy ary Maro koa ihanareo miandry ny fidirana vaovao ato aminy klioba

Izao ary e misokatra izao ny fidirana ato aminy tana football club
Mandray mpilalao vehivavy sy lehilahy
Manomboka 5 taona noho mihoatra
Raha maniry iditra enao dia andefaso hafatra miafina ny pejy

Izahay klioba tana fc koa dia mitady fiaraha-miasa aminareo orinasa,olona tsotra, association,sns. Satria somary mandalo eo aminy fotoan-tsarotra n'y klioba ka izay no hilanay fanampiana avy aminareo tsara sitrapo

Misaotra tompoko



Arabaina lesy zandry aDiary,✊✊ defense ✊be anay
22/04/2022

Arabaina lesy zandry a
Diary,✊✊ defense ✊be anay

ALEFA BAREA. ✊SOUTIEN AUX BAREA DE MADAGASCAR ✊
20/04/2022

ALEFA BAREA. ✊

SOUTIEN AUX BAREA DE MADAGASCAR ✊

Arabaina isika rehetra
10/04/2022

Arabaina isika rehetra

✊✊✊
31/03/2022

✊✊✊

Izay ato aminy Klioba TANA fc dia faly miarahaba anise amizao nahatratra izao fitsingerenan'ny taona nahaterahinao izao ...
29/03/2022

Izay ato aminy Klioba TANA fc dia faly miarahaba anise amizao nahatratra izao fitsingerenan'ny taona nahaterahinao izao 🎂🎂🎂


Address

District Atsimondrano
Itaosy
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TANA Football club Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TANA Football club Mada:

Shortcuts

Share

Category