Team Roi de pique

Team Roi de pique

Share

🐓 🐓 Combat avec Fraternité 🥊🥊

07/11/2025

Le résultat qui compte ry zalah ozy ny vazah....
Ataovy mandaka tsara fa mandaka béton nen'lah d any am faraparany any zay manomboka milanja 10 kg ny tongotrareo d miala ho azy😂😂😂....
Merci 🔥

Enjano tsara ny salaka rehefa hihinana anay fa afo daholo no manodidina🔥🔥.

Photos from Team Roi de pique's post 07/11/2025

Mankasitraka lesy zandry 🔥, zao ny dégât mahazo an'lah f tena nijanona ialahy ary ny an'olona no mandeha satria tsy mahazaka.... Maty maso, hémorragie, fa io elah eo ihany, mbl mandaka elah mahalasamborona ny olona tong d ts tia tsn n olona😂😂😂....
Honneur reny ary tantara mipetraka hoan'lah ❤️❤️.

Enjano tsara ny salaka rehefa mihaona aminay fa afo daholo no manodidina🔥🔥
Ao ambony ao ny extrait kely.

06/11/2025

Naharesy koa Nicolas, ambony lava ny olona, mahay miady sady dominateur saingy zay aloha no mandresy, tsy hiady hevitra hoe tanora sy antitra fa zahay n miompy azy d zahay n miteny we 10mois iny, afaka maka huissier sy vétérinaire hanao audit ze tsy mino ee😂😂😂😂...
Team tsy tia vola reo fa aza boxena(tsy mipass aty aminay le boxena resena rah tsy ef tena tss fika tsn), le milalao mits no tinay ary tsy maka tombony amin'io adin'akoho io zahay ee, faty antoka foana na mandresy na resy fa tena vrai passion nenay io. Tsy mitaona zahay we ataovy otrzay nenareo fa nenay zay ny ifampitaizana, adin'akoho aloha vo vola.... Misy ftn mandray box ihany fa tsy mahafaty antoka ny namana rehetra vo misy izay.
Suuur daholo eeee.

03/11/2025

Merci zandry manome ny tsara indrindra na d mbola terrain eny am sisiny aza azon'lah aloha hatreto🥰🥰...
3em coup de patte 35min🕧
Tsy manin na avo sy ngeza aza, f tdy maintsy votetitetika ny dona ny loha🤕🤕..
Il s'appelle Bic⚔️

12/08/2025

Arahabaina zokinay Andriamanga Pika sady président aloha mandrampisy ny fifidianana 😂😂😂....
Ho ela velona anie ianao d isaorana an'Andriamanitra sy ny vady aman-janakao namela anao nampiady akoho😂😂😂.
Le masitsika mitsy no revenay na tsy reven'ny olona aza, tsika mahalala no mhasoa antsika💗💗..
Dom-bera à reporter aloha fa tafasaraka am asa samihafa, f miara mifety aminao na tsy eo aza androany 🥂🥂

11/08/2025

Nahazo mafy zandry kely teto na d nisy avantage tam halebeazana aza d tena micompte b n hatanorana, saingy tsy namelany rah tsy nitsoaka ny baina.

Goûté kely fa ny tsirony no mameno azy🥰.

Team Roi de pique feat Tanjona Rico shark

17/07/2025

Sendra mba naharesy ny team omaly na d kely vola aza🥊🐓, le milalao no zava-dehibe...
Merci an'ny akama rehetra, d respect hoan'ny adversaire 🙏🙏

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Imerintsiatosika?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Imerintsiatosika