07/08/2026
Etoile rouge Ranotsara nahazo n'y championat régional Ihorombenefa rehefa Tonga n'y premier phase de navadika Etoile FCA Ilakaka le izy
Tantara tena nisy nefa raha n'y adversaire de. afaka resen'ny sélection Ihosy mihitsy. de manao akory zany Ihorombe ve zany maivana f loniniky ereo handresy moa
01/07/2026
Tokony ho Tonga maro ireo Ekipa handray anjara fa MBA efa tsisy droit d'engagement io afaka maneho ny maha izy azy daoly n'y Ekipa ato anatin'ity fifaninana ity
Misaotra ho An'ny Chef de Région
05/05/2026
NEWS???
Aiza n'y tanora eto ihorombe sy ireo coatch matianina rehetra f handray vahiny ntsika am'io
22/03/2026
Mandray fiara-miasa fona n'y kitan'Ihosy raha vao resaka foot ho an'ekipa AVY eto antanana
Mirarisoa ho an'ny ekipa mavitrika
21/03/2026
J1 tournoi coupe ondry3 foot à 7
Mbola mitohy n'y lalao rampitso à 13h
Tongava maro
20/03/2026
Tongava Maro fa sambasamban-draha toy manantena n'y fahatongantsika maro ho raisina ny adidy MBA fampandrosoana ny foot ETO ihosy hoy ny mikarakara