29/08/2026
🏆 CHAMPIONNAT DE LA VILLE – 7ᵉ JOURNÉE ⚽
TSARAOFANA 0 – 1 YNOVA 🔥
Tsy resaka chance fa resaka ezaka, firaisankina ary fahavononana. 💪
Resy androany isika, fa tsy resy ny fitiavana sy ny hambom-po ho an’ny ekipa. ❤️🔥
25/08/2026
Andro faha 07
Section foot ball fianarantsoa
15/08/2026
CHAMPIONNAT DE LA VILLE
TSARAOFANA 1– 0 JIRAH 🔥
But Faniry
💛🖤 Fandresena lehibe ho an’ny Tsaraofana!
👏 Arahabaina ny mpilalao sy ny staff rehetra
12/08/2026
Andro faha-5
🆚 : JIRAH
🗓 : SAMEDI 15 AOUT 2026
🕛 : 9H00
🏟 : Stade ampasambazaha
''Manofisa de Tanteraho''
10/08/2026
🎂🎉 Joyeux anniversaire a notre intendant 😂
Mirary fahasalamana, fahombiazana ary fitahian’Andriamanitra ho anao hatrany. 🙏❤️
Enga anie hitombo hatrany ny fahombiazana sy ny zava-bita. Longue vie à vous ! 🎊
05/08/2026
" HIDITRA FAHA 6 @ CHAMPIONNAH DE LA VILLE TSIKA @ HERINANDRO AMBONY KA MITOHU FONA NY FANAZARANTENA "
MISY NYL LALAO FANOMANANA ZAY IHAONANA @ ASUF NY ZOMA HO AVY IZAO
03/08/2026
🎓⚽ Arahabaina ny NJAKA nahavita soutenance!
Tsy ny baolina ihany no lalaovina, fa ny fianarana koa no zava-dehibe. Mirehareha amin'ny ezaka sy faharetanao izahay. Mirary fahombiazana hatrany amin'ny fiainana sy eo amin'ny kianja. 💪📚
Tsaraofana FC, manohana ny fanatanjahantena sy ny fianarana. 💛🖤
01/08/2026
Catégorie U15
Imady Ambositra
01/08/2026
Championnat 2ème Division Haute Matsiatra
💛🖤 TSARAOFANA FC 5️⃣–0️⃣ MMFC 🖤💛
⚽ Nici ×2
⚽ Toni ×1
⚽ Franco ×1
⚽ Sabrino ×1
29/07/2026
Nijanona teo amin'ny demi-finale ny dianay. Tsy nandresy izahay androany, fa nahazo lesona sy traikefa lehibe💛🖤