25/09/2024
👟GO sa tsy GO👟
AM SABOTSY ALOA ATAONTSIKA FOY DIA FOY AN!
Fa jereo kely le offre ery ambany ery!!
Sortie IFANADIANA afaka angonina sur Mvola an COACH Bernard
25% par semaine! jusk’@ 19 octobre!
Fotoana am sabotsy eo am Cathédrale AMBOZONTANY!
Hoany olona fofona Ravina sy Maintso maintso ary Hauteur izy io!!
👟Go 👟
16/09/2024
👟GO ? SA TSY GO?👟
Oento ny vola hividianana fromage de miaraka misesika daholo ndray 😂
🔺PARTAGEO ANY MBA HITONDRANA OLON-KAFA koa 🙏🏻
13/08/2024
A NOUS HIVERINA ANY AM PLAGE amin'ny SAMEDI
17/07/2024
CIRCUIT TSY DE LAVA IZY!!
Anefa ny Rivotra any tena amle👌👌
Mahazo mitondra zaza fa ataovy mahazaka dia tongotra!!!
ary aza hadino ny mitondra appareille photo
am sabotsy zany an!!@ 5:30 eo am jovenna TSARAMANDROSO!!
antsoy ny laharana :0349692291 ra misy tsy mazava
GO!!!!!!!
05/03/2024
TEE-SHIRT et CASQUETTE FUSION sur commande!!!
Message privé pour plus d'info
10/05/2023
Fusion Koutrana 6 ans dans un mois
Itatarao zavatra nahafinaritra anareo tato!!
Fa hanao fety isika ra Tinareo !!!
04/04/2023
WEEK-END DE PÂQUES Chez Fusion Ambatomena 🥳
👉🏻 samedi 8 et Dimanche 9 AVRIL
☑ Chasse aux œufs 🥚🥚
☑ Coloriage et Dessin 🎨
☑ FACE PAINTING 🎭
☑ JUST DANCE sur Nitendo wii
☑ ZUMBA KIDS 💃🏻
☑ Jeux de société : Monopoly, Échecs, Ludo, Uno, Mille bornes , ........
☑ Plein d'autres jeux surprises avec diverses animations 🤗🤸🏻♀️🎲🎯🎳
Afaka ajanona ao ny ankizy dia alaina avy eo ☺
Mp raha mila fanazavana fanampiny 😊
Page fb: Fusion Koutrana
Contact : 0343159175