03/08/2026
💪
📷 Denis Da Niella Randriamalala
Tous les actualités du Football à Fianarantsoa
📷M-Nat Junior
📞0349313242
03/08/2026
💪
📷 Denis Da Niella Randriamalala
03/08/2026
US Poste 💪
📷 Denis Da Niella Randriamalala
03/08/2026
Fandrefiala FC 💪
26/07/2026
🫡📷
26/07/2026
Efa andro faha-5 ny Championnat de la ville D2 an, sao tara🙂😏
Indro sary nanamarika ny fihaonana teo amin'ny YNOVA sy ny OCA [ 0 - 4 ]
26/07/2026
Anisan'ny mahafinaritra anay Foot Fianara dia ny maka sary mba hataon'tsika Souvenir an'ny lalao natao🥰 'ndao hijerijery ireo sary nanamarika ny " Kilonga ho avin'ny Barea " andiany fahatelo.
Azo lazaina fa nilamina sy nirindra tsara ny fifaninana, isaorana ireo Mpikarakara izay tarihan'ny Filoha A/toa Emilda sy ny ekipany; indrindra ireo sekoly kitra maro teto Fianarantsoa💪
26/07/2026
🔸Resultats J5
Championnat de la ville 2026
26/07/2026
😍
25/07/2026
🔸 Kilonga ho avin'ny Barea | 3ème edition
🥇U7 : ASCUF | 🥈MMFC
🥇U9 : MAITSOVOLO | 🥈ASCUF
🥇U11 : MAITSOVOLO | 🥈MMFC
🥇U13 : MAITSOVOLO | 🥈MAITSOVOLO
🥇U15 : SFX | 🥈MAITSOVOLO
🥇U17 : TSARAOFANA | 🥈US AVEIA
25/07/2026
🔸Tournoi de vacance " KILONGA HOAVIN'NY BAREA " 3ème Edition
Ny Ecole De Foot MaitsoVolo no anisan'ireo sekoly kitra nahita vokatra tsara indrindra tamin'ity fifaninana ity, tamin'ireo sokajy nandraisany anjara dia : Tafiakatra lalao famaranana daolo.
🥇U9 : Champion
🥇U11 : Champion
🥇U13 : Champion
🥈U15 : Vice- Champion