Ecole De Basket Fanantenana E.B.F Fianarantsoa

Ecole De Basket Fanantenana E.B.F Fianarantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ecole De Basket Fanantenana E.B.F Fianarantsoa, Sports Team, Fianarantsoa.

🏀 RENTRÉE EBF – ÉCOLE DE BASKET FANANTENANA 🏀La nouvelle saison commence ! 🔥L’EBF accueille les jeunes basketteurs à par...
24/08/2026

🏀 RENTRÉE EBF – ÉCOLE DE BASKET FANANTENANA 🏀
La nouvelle saison commence ! 🔥
L’EBF accueille les jeunes basketteurs à partir de 6 ans :
🏀 Baby Basket
🏀 U8 : 7–8 ans
🏀 U10 : 9–10 ans
🏀 U12
🏀 U14
🌟 Cours débutants :
📅 Samedi
⏰ 08h30 – 10h00
👉 Venez apprendre, progresser et surtout prendre plaisir à jouer au basket ! 💙🏀
EBF – Former aujourd’hui les champions de demain.

Vonona hiatrika ny Tompondaka Nasionaly U16 ireo tanora mpilalaontsika! 💪🏀💙🤍 Arovy am-pireharehana ny lokon’ny EBF! Mira...
22/08/2026

Vonona hiatrika ny Tompondaka Nasionaly U16 ireo tanora mpilalaontsika! 💪🏀
💙🤍 Arovy am-pireharehana ny lokon’ny EBF! Mirary fahombiazana ry zalahy! 🔥🏆

Nifarana teto ny dian'ny EBF U14  tamin'ity fiadiana ny ho tompondaka Nasionaly ity. Tsy araka ny nantenaina ny vokatra,...
06/08/2026

Nifarana teto ny dian'ny EBF U14 tamin'ity fiadiana ny ho tompondaka Nasionaly ity. Tsy araka ny nantenaina ny vokatra, saingy lesona sy traikefa sarobidy no azo.
Mankasitraka feno anareo Ray aman-dReny, sy ireo rehetra nijoro nanohana 💗👏👊
tsy mihemotra, fa manohy manangana ny ho avy! 💙🏀

Mirary fahombiazana ho an'ny ekipantsika EBF amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Madagasikara U14 garçon!
02/08/2026

Mirary fahombiazana ho an'ny ekipantsika EBF amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Madagasikara U14 garçon!

Andro farany amin'ny MIREGNINA SKET U20 isika rahampitso.Tongava maro eo amin'ny kianja ny EMIT
26/07/2026

Andro farany amin'ny MIREGNINA SKET U20 isika rahampitso.
Tongava maro eo amin'ny kianja ny EMIT

🇲🇬🏀 Arahabaina, Ny Aina Cheick! 💙🤍Faly sy mirehareha ny fianakavian'ny EBF noho ny nahatafiditra an'i Ny Aina Cheick ao ...
23/07/2026

🇲🇬🏀 Arahabaina, Ny Aina Cheick! 💙🤍
Faly sy mirehareha ny fianakavian'ny EBF noho ny nahatafiditra an'i Ny Aina Cheick ao anatin'ireo U18 Lahy voafantina hiaro ny voninahi-pirenena miaraka amin'ny Ankoay U18.
Vokatry ny ezaka, ny fifehezan-tena ary ny fikirizana no nahatongavana amin'izao dingana lehibe izao. Dingana ihany anefa fa tsy tanjona 💚.
Mirary fahombiazana ho anao izahay. Ento avo ny anaran'ny EBF sy i Madagasikara.
Mirary fandresena hatrany! 🇲🇬🔥🏀

Andro fahaefatra alohan'ny Andro farany ny MIREGNINA SKETY U20 rahampitso tongava maro eo amin'ny Terrain ny EMIT.
22/07/2026

Andro fahaefatra alohan'ny Andro farany ny MIREGNINA SKETY U20 rahampitso tongava maro eo amin'ny Terrain ny EMIT.

MIREGNINA SKETY U20Miditra amin'ny andro fahateloToy izao ny fandaharam-potoana
13/07/2026

MIREGNINA SKETY U20
Miditra amin'ny andro fahatelo
Toy izao ny fandaharam-potoana

Mandray anjara isika
11/07/2026

Mandray anjara isika

🏀 LE BASKET RÉGIONAL EST DE RETOUR ! 🔥
La Ligue Régionale de Basket Ball Haute Matsiatra (LRBBHM) a le plaisir d'annoncer le lancement officiel du Championnat Régional 2026!
📅 Début de la compétition : 11 juillet 2026
🏆 Catégories : 🔹 U14 🔹 U16 🔹 Vétérans
Préparez-vous à vivre des rencontres intenses, des performances exceptionnelles et une ambiance inoubliable sur les terrains. Venez soutenir vos équipes, encourager nos jeunes talents et célébrer la passion du basketball dans la région Haute Matsiatra.
📍 Rendez-vous dès le 11 juillet ! Ensemble, faisons rayonner le basketball régional !
🏀🔥

Ho fanomanana ny fandraisana ny U20 eto amin'ny Faritra Matsiatra Ambony
09/07/2026

Ho fanomanana ny fandraisana ny U20 eto amin'ny Faritra Matsiatra Ambony

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecole De Basket Fanantenana E.B.F Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category