31/08/2026
SOUVENIR BAREA U20 COSAFA
Publication BOLIDA :
Fahatsiarovana vitsivitsy tamin'izay BAREA U20 nahazo COSAFA tany Afrique du Sud taona 2005.
Coach : T**I RASOANAIVO/Jean Marie🔥🔥
Anisan'ny mpilalao tamin'izany:
- CAROLUS (Académie Ny antsika)
- TOVO (Académie ny Antsika)
- MELIN (Académie ny Antsika)
- CLAUDIO (Académie ny Antsika)
- PAULIN (Ajesaia)
- YVAN (Ajesaia)
- SETRA (Ajesaia)
- TITA (Ajesaia)
- BOLIDA (Ajesaia)
- PAMPHILE (USJF)
- EDDY (USJF)
- ANATOLE(USJF)
- FENO(EPN)
- BOB( EPN) Rip😭
- TOJO (Tiko Antsirabe)
..
🔴 Anisany mpilalao voahantso tamin'izany i Mr ANATOLE Ana Ana @ filohan'ny ligue football DIANA amin'izao,ary anisany tao anatiny mpilalao 5 izay détecté nanao teste tany Europe.!
🎞️ Sary sy Source : BOLIDA BAREA
26/08/2026
CHAMPIONNAT NATIONAL U20| JOUR DU MATCH
Ndao atsika hanoagna ireo zandrikelin-tsika💪🙏
⚽FC RALAH 🆚 TEAM DIANA
⏰ 15H00
🏟️ STADE MUNICIPAL AMBILOBE
💵PAF 3.000 Ar
Alefa DIANA 🙏💪
26/08/2026
CHAMPIONNAT NATIONAL U17| JOUR DU MATCH
Ndao atsika hanoagna ireo zandrikelin-tsika💪🙏
⚽FC RALAH 🆚 TEAM DIANA
⏰ 13H00
🏟️ STADE MUNICIPAL AMBILOBE
💵PAF 3.000 Ar
Alefa DIANA 🙏💪
22/08/2026
CHAMPIONNAT NATIONAL U17 MASCULIN| MATCH 2| RESULTAT
Nivoaka mpandresy tamin'isa 2-0 nanoloanan'ny FC ÉNERGIE SAVA ny ekipan-tsika TEAM DIANA zazalahy niany. Lalao faharoa amin'ity fifaninana Nasionaly U17 zazalahy ity
Alefa DIANA 💪🙏
22/08/2026
CHAMPIONNAT NATIONAL U20| MATCH 2| RESULTAT
Nisaraka ady sahala 0-0 ny ekipan-tsika TEAM DIANA zazavavy U20 nanoloanan'ny FC CAPRICE (SAVA).
Alefa DIANA 🙏💪
22/08/2026
CHAMPIONNAT NATIONAL U15 MASCULIN| MATCH 2| RESULTAT
Nandresy tamin'isa 1-5 Tout Puissant Sirama Ambilobe ( DIANA) nanoloanan'ny RS TASA ( SAVA ) niany. Lalao miverina amin'ny fifaninana NASIONALY U15 zazalahy. Tafita avy hatrany any amin'ny DINGANA faharoa amin'ity fifaninana NASIONALY ity solotenan-tsika.
Alefa DIANA 💪🙏
22/08/2026
CHAMPIONNAT NATIONAL U17 MASCULIN| JOUR DU MATCH
⚽ TEAM DIANA 🆚 FC ÉNERGIE
⏰ 15:00
🏟️ STADE MUNICIPAL AMBILOBE
💵PAF 3.000 Ar
Avia maro atsika hanoagna ny ekipan-tsika 🙏💪
22/08/2026
CHAMPIONNAT NATIONAL U20 FEMININ| JOUR DU MATCH
⚽ TEAM DIANA 🆚 FC ÉNERGIE
⏰ 15:00
🏟️ STADE MUNICIPAL AMBILOBE
💵PAF 3.000 Ar
Avia maro atsika hanoagna ny ekipan-tsika 🙏💪
22/08/2026
CHAMPIONNAT NATIONAL U15 MASCULIN| JOUR DU MATCH
🔰 KS TASA 🆚 Tout Puissant Sirama Ambilobe
⏰ 08:00
🏟️ STADE MUNICIPAL AMBILOBE
💵PAF 3.000 Ar
Avia maro atsika hanoagna ny ekipan-tsika 🙏💪
21/08/2026
CHAMPIONNAT NATIONAL U17 MASCULIN| SARY VITSIVITSY
Sary vitsivitsy omaly nandritran'ny lalao voalohany amin'ny fifaninana NASIONALY ho an'ny TEAN DIANA
Alefa DIANA 🙏💪