07/05/2025
➡️Championnats nationaux N1A - GROUPE A
✅Les équipes Participantes
Fédération Malagasy de Basket Ball
Ligue Régionale de basket ball Boeny
Yas Madagascar
CANAL+ Madagascar
XXL MADA
Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront
More Than Basketball - MTB
Assurances ARO
18/01/2025
PROGRAMME D'ACTIVITÉS FMBB 2025
03/10/2024
Vita aloha izay ny Elite8 2024.
Mankasitraka be dia be: ny Staffs rehetra, ny coachs rehetra, ny mpilalao sy ny manodidina azy, ny Ligue Itasy sy ny Section Arivonimamo, ny Fedération Malagasy de Baskatball, ny namana mpitsara rehetra, ireo mpanohana na mivantana na ankolaka.
Ny filoha mpitarika, Manampy 🙏
CIRCULAIRE N°8
ELITE 8 | N1A Hommes et Dames | 2024
Telma Madagascar
CANAL+ Madagascar
Youzou Madagascar
Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront
More Than Basketball - MTB
VIGIE High Tech Security
25/09/2024
Andaharana ny ekipanay hiatrika ity fifaninananam-pirenena N1A Top8 ity. Klioba kely entanin'ny fitiavana sy teren'ny fahasahiana hihoatra(challenge) ny ekipa izay tarihako. Mirary soa zalahy, hatreho ny ady fa tojo amin'ny tanjona kinasa izao. Araka ilay teny filamatr'isika hoe: "Isika miaraka no fandresena", ny filoha mpitarika, Manampy.
25/09/2024
▶️CHAMPIONNATS NATIONAUX N1A HOMMES ET DAMES - ELITE 8 ET PHASE FINALE 2024
📒26 SEPTEMBRE au 06 OCTOBRE 2024 à ANTANANARIVO
✅ JEUDI 26 SEPTEMBRE 2024
⬇️ PROGRAMME DES MATCHS
🏢Palais des Sports Mahamasina
🔹🔹🔹🔹🔹🔹🔹
Championnats Nationaux organisés par la Fédération Malagasy de Basket Ball et la Ligue régionale de basket-Ligue Régionale de Basket Ball Analamanga
Telma Madagascar
CANAL+ Madagascar
Youzou Madagascar
Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront
More Than Basketball - MTB
VIGIE High Tech Security