THeNūM

THeNūM

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from THeNūM, Sports & Recreation Venue, Antsirabe.

10/08/2026

Amin’ny alahelo kely no izaraina antsika mpanaraka sy mpikotrana ato fa nohon’ny dia ikatona mandritran’ny fotoana tsy voafetra ny salle.

Photos from THeNūM's post 17/07/2026

ATAOVY TOY IZAO HOY IANAREO MPANJIFA DIA MAMOAKA IZAHAY 🥰

HO ANAO KOA , RAHA TE ANAMBOATRA FITAOVANA FIKOTRANANA🫵 Na ETO ANTSIRABE na AMIN’NY FARITRA (Province) dia midira Mp avy hatrany na miantso fa ho raisina ampitiavana ny commande-nao ✅

Contact rapide : 0374920810 ☎️


Photos from THeNūM's post 10/07/2026

🤜🏻..IZA ARY IREO RA FANTATRAO ?🤛🏻

👇Ataovy anaty com’s ao ny valiny👇


08/07/2026

📞 LAHARANA AFAKA ANTSOINA RAHA SENDRA HAMEHANA NA VONJY TAITRA 🚨
Na koa tranga mampiahiahy manoloana ireo fahaverezan-jaza eto amin'ny faritra Vakinankaratra , dia ampahafantarina fa azo antsoina ireto laharana vonjy taitra manaraka ireto:
🔹 DIRECTEUR RÉGIONAL DE LA SÉCURITÉ PUBLIQUE DE VAKINANKARATRA
📱 034 14 780 10
🔹 Commissaire Central
📱 034 05 531 11
Commissaire Central Adjoint
📱034 05 518 22
🔹 Chef de Division de Police des Mœurs et Protection des Mineurs
📱 034 70 778 89
🔹 BFP Antsirabe
📱 034 96 071 01
🔹 FIP Antsirabe
📱 034 05 703 34
🔹 UIR Antsirabe
📱 034 02 747 52
🔹 Chef CSP 1 Ambohimena
📱 034 75 164 51
🔹 Chef CSP Antsirabe II/Andranomanelatra
📱 034 12 096 28 / 📱 034 98 168 82
🔹 Chef CSP Ambatolampy
📱 034 42 114 09
🔹 Chef CSP Antanifotsy
📱 034 20 959 09
🔹 Chef CSP Mandoto
📱 034 05 997 17
🔹 Chef CSP Faratsiho
📱 034 05 529 64
🔹 Chef CSP Betafo
📱 034 03 877 04
⚠️ Aza misalasala miantso raha sendra misy loza na tranga mampiahiahy!
Mba hahafahan’ny tompon’andraikitra miditra an-tsehatra haingana. 🚨👮‍♀️

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antsirabe