Bodyfit Antsirabe

Bodyfit Antsirabe

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bodyfit Antsirabe, Sport & recreation, Mahazoarivo, Antsirabe.

03/09/2026

Akory aby oo🙃🥰

Andao horesahina indray ny tryptophane 👌👇

✅Ny tryptophane dia acide aminé essentiel,izany hoe tsy afaka mamokatra azy irery ny vatana ka mila avy amin'ny sakafo

Ny tena asany

🧠 Manampy mamokatra sérotonine,izay mifandray amin'ny humeur sy fahatsapana hasambarana

😴 Manampy amin'ny famokarana melatonine , hormonina manampy amin'ny torimaso

Sakafo misy tryptophane : atody, trondro,akoho, fromage, voanjo sns

Ka dia mazotoa daoly indray ary ooo🙏🙏


02/09/2026

Salama daoly indray eee🥰🥰

✅Fanotanin'ireo olona sasany indray hoe atao inona indray hono ozatra?🙃😄
Aleo valiko kely indray izy androany hoe ny ozatra dia miaro ny taolana ny taolana indray miaro ny taova 😍😍noho izany tena hilaina ny manao musculation na tsy tena anao bokona beu aza 🙏💪

✅Mila atao mifandanja ihany koa ny muscle amin'ny vatana fa aza varina hoe nenah ambony ihany nenah fessier ihany fa mety ampisy problème na posture na colone vertébrale izany 🙏
_Scoliosis
_kyphosis
_Lardosis
_flat back
Mety ho ray amreo raha tsy mifandanja ny muscles amin'ny vatana 👌👌
Ao commentaire sary hoan'izay ts mahay azy ireo🙏🙏

Ho anareo mitady coach sportif sy coach nutrition dia aza misalala mandefa afatra miafina na hiantso aviatrany🙏🙏

Ka dia mirarisoa indray ary eee 🙏🙏


29/08/2026

Salama tsara daoly ve o🥰😍
Misy point 3 indray reto ho resahitsika soa mahasoa anareo mpanaraka🙏🙏
🟢Voloany tohiny ilay tamin'ny semaine lasa rehefa AVY nanao overload dia miditra deload indray
Deaload :dia miezaka mikotrana maivana indray isika mba hialana amin'ny fatigue mba afahatsika hiatrika ny semaine vaovao indray hanombohana ny progressions volana manaraka indra
(mobilité, flexibilité no atao maro Ary ny charge alatsaka maivana mihitsiny)
Fehiny programmeo tsara ny kotrana MBA tsy ho reradava sy harary ka ho kamo sy ho tapaka kotrana 💪💪💪

🟢 Entraînement haute extension dia mahasalama ny insuline,, ohatra: Squats 30repetition
Ho anareo manana holana amin'ny insuline mila manana muscle raha te ho Salama 🙏🙏

🟢NY torimaso: alamino tsara horloge biologique (mélatonine sy cortisol)Aza adino ny macro sy micronutriments arakaaraka izay tanjonao 🙏🙏

✅Torimaso ,Kotrana ,Sakafo alamino tsara daoly🙏👌

Dia mirarisoa sy tsara ho antsika rehetra indray ary 🙏💪

👉 Programme d'entrainement
👉plan alimentaire personnalisé


17/08/2026

Salama daoly e❣️
Herinandro vaovao indray 🥰🥰
Efa vonona tsara ve hiatrika ny progressive overload 🔥💪....inona moa izany??
Raha azavaina somaro mafimafy kotrana refa tonga ny troisième semaine otrizao🙃🙏
Tanjona mba hitombo force, muscle,na endurance 👌👌
Amin'ny semaine manaraka tsika [deload ] indray ho azavaina eto indray izy amin'izay🙏🙏
Ataovy tsara programme na kotrana mba hisy évolution tsara hianao👌👌
Mirary herinandro feno fahombiazana ho antsika rehetra indray ary 🙏❣️

11/08/2026

Salama daoly indray eee🔥🔥

Andao mba hizara vokatra indray eee🙏🔥

🟢Roa volana indray ny elanelany sary 🔥💪

🟢Roa volana tanaty discipline tsy mora fa alefa foana ee🙏💪💪

👉Coach en fitness et nutrition

👉 prise de masse S perte de poids

👉 programme d'entrainement

👉Plan alimentaire personnalisé


04/08/2026

Cucu daoly e👋❣️

Ndao indray horesatsika kely Zala reto👇👇

Glucide:loharano lery(énergie)

Protéine:manampy amin'ny fananganana sy fanarenana ny hozatra sy ny sela

Lipides:mitahiry angovo,miaro ny taova,Ary ilaina amin'ny famokarana hormonina

Tsy dia mihova zala reo raha manao perte na manao prise👇👇

Protéine 2×poids du corps
Lipides 1×poids du corps

Glucide no ezahina lalaovina raha tia hiaina na tia hitombo 👌👌

Plus ny olona iray matavy be mbola tokony mihinana glucide 👌👌 (Ohatra:Vomanga, flocons sns...)
tsy mety ny Tonga dia manajanona glucide raha olona manahina vatana fa hoetina midina tsikelikely arakaraka ny BMR

Photos from Bodyfit Antsirabe's post 01/08/2026

Salama daoly ooo😍🥰

Arabaina izy 3 mianadahy fa zareo nahazo ny loka tamin'ilay lalao 🎊🎊🎁🎁

Dia mirarisoa sy tsara ho antsika rehetra indray ary e🙏❣️

Photos from Bodyfit Antsirabe's post 16/07/2026

Salama daoly oo👋👋

👉Andao asina kilalao kely indray ary eee ❣️
Ka izao ary dia tongava malaky maka sary aty amin'ny bodyfit ho an'izay tsy mbola manana sary dia alefao ao amin'ny commentaires izany ary etano ny namana anisy réaction ary partageo ity publication ity
Izay betsaka réaction ka nizara ity publication ity dia mahazo 👇:
🟢voloany abonnement 1mois avec coach
🟢Faharoa tee shirt bodyfit
🟢Fahatelo séance 1semaine sans coach

Ka alefa ary ooo,,,,farany lalao antsika ny 31 Jolay 2026👌😊

👉Efa raiktra ihany koa ny promotion vacances izay mandoa abonnement manomboka izao katramin'ny 16 Août 2026 dia mihidina ho 30 000ar ny abonnement avec coach 🙏

👉Ary aza adino ihany koa ny mitaky ny carte de fidélité indrindra indrindra ho anareo vaovao hisakin'ny mahafeno folo dia mahazo séance iray gratuit 🥰

11/07/2026

efa dispo izay mitady 😋❣️

Salama daoly oooo 🥰🙏
Efa misy flocons ety am salle izay mila ooo aza tara soa tsy mahazo fa vitsivitsy maromaro izy ato😋😋😋
Tsy dia maita mp fa Tonga dia manatona ety amin'ny salle izay mila aza tara fa soa lanyy ooo♥️♥️
Na miantso ny laharana 038 55 597 05👌👌
Prix:10 000ar
livraison gratuit izao atoandro 🤙🥰

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Mahazoarivo
Antsirabe
110