Tony Gym

Tony Gym

Share

Never Give Up

23/08/2026

Surprise be ndray no miandry anareo ato aminy TONY GYM
AMBOHIMENA πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°
πŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺ
Tongava Ary o πŸ™πŸ™

17/08/2026

Lundi est une excellente journΓ©e pour commencer πŸ”₯πŸ”₯πŸ‹οΈπŸ‹οΈπŸ‹οΈπŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺ

🏠Tony gym ambohimena
πŸ“ž0346100207 (Coach)

Photos from Tony Gym's post 07/08/2026

Mankasitraka ny Γ©quipe Aquarelle Antsirabe nisafidy ny Tony gym πŸ™πŸ™πŸ’ͺ

🏠Tony gym Ambohimena
πŸ“ž0346100207

Afaka miara miasa aminy orinasa rehetra izahay πŸ™

πŸŸ₯Zumba, cardio, prise de mass, remise en forme πŸ’ͺπŸ’ͺ

05/08/2026

Efa miandry anareo Shenshea ato aminy Tony gym Ambohimena πŸ’ͺπŸ’ͺπŸ˜€

πŸ“…Lundi au samedi
πŸ•›06h jusk'au 20h

🏠 Tony Gym Ambohimena
πŸ“ž0346100207

27/07/2026

πŸ”₯ Lundi πŸ’ͺ
πŸ‹οΈ Sois plus fort qu'hier.
🎯 N'abandonne jamais πŸ€πŸ€

🏠Tony gym Ambohimena

#

19/07/2026

Tapitra ny 90 mn lalao
Raha nijery ny commentaire rehetra aho dia tsy nisy nahita ilay score 0 - 0
Mankasitraka antsika rehetra πŸ™

19/07/2026

Hello πŸ˜€

Tapitra ny lalao antsika a
AprΓ¨s match ny tirage commentaire πŸ€

Coach maka Argentine an πŸ€£πŸ‡¦πŸ‡·πŸ‡¦πŸ‡·πŸ‡¦πŸ‡·πŸ‡¦πŸ‡·

Bance chance aby o πŸ™

Araho hatrany ny Pejy

18/07/2026

πŸŽ‰βš½ JEU CONCOURS – TONY GYM βš½πŸŽ‰ πŸ₯°

Lalao fahamaranana mondial 2026 rahampitso Alahady : Espagne πŸ‡ͺπŸ‡Έ vs Argentine πŸ‡¦πŸ‡·, dia manasa anareo rehetra hilalao o!πŸ₯°πŸ₯°πŸ™

πŸ“Œ Fitsipika:βœ… Partageo ity publication ity.βœ… Mentionnez olona 2 ao amin'ny commentaire dia soraty eo akaikiny ny score exacte jusk'au 90 minitra.(oh : Esp 1 -'Arg 2)

⏰ Mifarana ny fandraisana anjara rahampitso amin'ny 20:00 alina, rehefa Tonga ny aminy 20:00 Alina dia tsy manankery intsony ny ao aorinany.

☘️☘️Raha ianao no tsara vintana dia ahazo :

🎁 Loka azo:πŸ₯‡ 1er prix : Abonnement 1 mois avec coaching + T-shirt Tony Gym.πŸ₯ˆ 2e prix : T-shirt Tony Gym.
πŸ₯‰ 3e prix : SΓ©ances 5 gratuites.

🎲 Rehefa vita ny lalao dia atao ny akitsapaka Raha ianao no tsara vintana πŸ€dia efa ireo ambony ireo ny miandry anao πŸ˜€ mila mahafeno ny fepetra anefa an πŸ˜€ .

πŸ™‚ Manasa antsika rehetra handray anjara o. Mirary soa ho an'ny rehetra.

β³βŒ›Hitondra zava baovao be ho anareo iandry ny Tony gym πŸ™‚πŸ’ͺ βŒ›βŒ›β³

#

23/06/2026
Photos from Tony Gym's post 21/06/2026

Hey πŸ₯°

Tony Gym dia tsy mitsahatra ny manolotra zavatra tsara ho anareo πŸ‘ŒπŸ’―πŸ’―

Tongava mikotrana na de frigidaire ary πŸ₯ΆπŸ₯Ά

Tarifs tsy miova :

SΓ©ance : 2500 ar / 25.000 ar mois
SΓ©ance avec coaching : 4.000 Ar / 30.000 Ar mois

πŸ•₯ Lundi au samedi de 06 jusk 20h ❀️

🏫 TONY GYM AMBOHIMENA
0346100207

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambohimena Sud
Antsirabe
110