SOA BIKE

SOA BIKE

Share

SoaBike est un groupement de cyclistes ayant pour vocation d'aider les personnes démunies par diff?

15/05/2021

''Legend never die, they become a part of you'' ❤️

''Legend never die ❤️''

En mémoire d'un ami qui a rejoint le ciel

14/05/2021

Namoy namana ny Soabike androany.
Miara-ory sy mirary fihononana ho an'ny fianakaviana sy namana.
Ride in peace Friend

Photos from SOA BIKE's post 28/03/2021

Sitraka sy telina ho anareo avy lavitra niara-dalana taminay bira

Niara namohy dia nifanjohy...nahafinaritra ny dia.

Amin ny manaraka indray o 💕

16/03/2021

Hey 😊😊

Salama daholo indray ooo!😊
Hiaraka indray isika an!
Hiara -dalana hisitraka ny natiora sy hanamafy ny firalahiana😊🥰

27 martsa ho avy izao ny fotoanan-tsika hiarahana ekipa avy any antananarivo sy ny ekipa rehetra manamory tongomalady eto Antsirabe

👉👉randonnée environ 60km🚴‍♂️🚴‍♀️

ANTSIRABE-AMBOHIDAVA -AMBOHITSARABE-AMBOHIJATOVO-AMPANDROTRARANA-DOBONDRAGASY-TRITRIVA-espace DERA -TALATA ANDRAIKIBA-Antsirabe

👉👉Pique nique 😋😋😋😋

22/02/2021

Misy namana afaka manome rà ve eto Antsirabe?
Ilaina rahampitso maraina...🙏🙏🙏

Photos from SOA BIKE's post 24/01/2021

Efa hitanareo ve ity toerana ity???🥰
Toerana kanto...eto amin'ny faritr'i Vakinankaratra ihany.

Andao hanao "devinette" kely :) 😋
👉Iza no mety mahafantatra ny toerana.
👉asio sary ao @ commentaire raha efa tany ianao.
👉Manisy commentaire ihany koa izay te ho any ;) ❤

Mankasitraka ny fa nahafinaritra ny fiarahana 🥰

NY SOA BE KA ZARAO💕

Photos from SOA BIKE's post 16/01/2021

Tafaraka samy mpankafy tongomalady...🚴‍♂️🚴‍♀️
Nahafinaritra ny fiarahana.
Mankasitraka anareo niara-dalana taminay 💕


Photos from SOA BIKE's post 03/01/2021

La fête continue avec une bonne promenade en vélo... chill and fun 😎😎😎
Restez connecter pour une nouvelle découverte avec nous 😉 nous avons hâte de la faire avec vous 😉🥰

Photos from SOA BIKE's post 02/01/2021

Célébrons 2021🍾🥂
BONNE ANNÉE

À l 'attente de nouvelles aventures... 💕💖🚲🌏

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


512 A 195 Soamalaza Tsarasoatra
Antsirabe
110