09/07/2026
🔥indro indray ny jour de match manaraka
🏆
Au programme du dimanche 12 juillet ! ⚽📍
ASTA❤️
09/07/2026
🔥indro indray ny jour de match manaraka
🏆
Au programme du dimanche 12 juillet ! ⚽📍
06/07/2026
🔥vokatra voalohany amin'ny coupe du vakinankaratra
Ireo Ary aloha ny vokatra ao anaty ny Andro vohalohany 📍⚽
05/07/2026
🔥🏆
Les Bleus affronteront le Maroc en quarts de finale du Mondial ! https://l.lequipe.fr/sgs
04/07/2026
Ireto no hatreny aminay🥰
Izahay manohana eh✊🏼
Manana solotena 2 ny club ASTA Atalata andraikiba ao anatiny ao😄
💐
Eeeee.... raikitra ty sao dia taraiky hono eh🔥
02/07/2026
Ny omaly🥹🔥
📋 Voka-dalao [CDM 2026 - 1/16 de finale]
3️⃣-2️⃣
Tafiakatra any amin'ny ampahavalon-dalana i Belgique, miandry izay tafavoaka amin'i États-Unis sy Bosnie-Herzégovine
02/07/2026
La roja✊🏼🇪🇦
🚨 𝗕𝗢𝗨𝗠 ! L’Espagne s’impose 3-0 face à l’Autriche grâce à un 𝗗𝗢𝗨𝗕𝗟𝗘́ d’Oyarzabal et se 𝗤𝗨𝗔𝗟𝗜𝗙𝗜𝗘 pour les 8èmes de finale de la Coupe du monde ! 😍🇪🇸
Bravo aux espagnols qui affronteront le Portugal ou la Croatie en 8ème 🇵🇹🇭🇷
02/07/2026
Zaraintsika foana itony kan😄😍
Mifanohana foana tsika kan✊🏼🏆
Grand Tournoi Foot à 7 Ivory
ALAHADY 05 JOLAY 2026
QUART DE FINALE
KIANJA EPP IVORY
TONGAVA MARO TOMPOKO
30/06/2026
🔥indro ary ny lalao voalohany.. hoan'ny coupe du vakinankaratra 🏆
Hozaraina eto ny vokatra raha izao ko😄
Tsiry Ratianamanampihery
Bira CultuSport ✊🏼
🔥❌Hanomboka ny 05 Jolay 2K26 ny ⚽ izay ho atao ao amin'ny ...
🗓️📌 Io ary ny fandaharan-dalao: 👇
29/06/2026
Coupe du vakinankaratra 🏆
Ireo ary ny groupe tsirairay🔥
Aparitaho hohitan'ny akama ary eh😄
Tsiry Ratianamanampihery
Orange Foot
Coupe du Vakinankaratra 2026
Répartition par Poules.