05/08/2026
Tu as entre 18 et 25 ans ? Tu as des idées sur l’éducation à Madagascar ?
Une nouvelle émission TV en malgache recherche 5 jeunes femmes et 5 jeunes hommes prêts à débattre, partager leur point de vue et faire entendre la voix de leur génération.
📅 Tournage : vendredi 7 août à 10h
Si tu es à l’aise pour t’exprimer devant une caméra et que tu souhaites participer à cette première émission, n’hésite pas !
Les jeunes ont des choses à dire. Il est temps de leur donner la parole. 🇲🇬
—————
🎥 18 ka hatramin’ny 25 taona ve ianao? Manana hevitra momba ny fanabeazana eto Madagasikara?
Mitady tovolahy 5 sy tovovavy 5 handray anjara amin’ny fandaharana vaovao amin’ny fahitalavitra izahay.
Raha sahy maneho hevitra, tia miady hevitra am-panajana ary tsy matahotra fakantsary ianao dia ity no fotoana hanehoanao ny feonao.
📅 Zoma 7 Aogositra amin’ny 10 ora
👉 contact whatsapp :
+261340245909
+ 261373929653
Anjaran’ny tanora izao no miteny sy mandray anjara amin’ny fanorenana an’i Madagasikara. 🇲🇬
13/07/2026