HIT FIT Gym

HIT FIT Gym

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HIT FIT Gym, Gym/Physical Fitness Center, Behoririka Lot IVG94 en face SBM bank et Poids Lourd Be à côté de Phoîne🍺🍻, Antananarivo.

20/08/2026

Ianareo roa‼️

Tsara hoe miaraka ianareo, fa tsara kokoa raha mitovy ny tanjona.💓

C'est mieux pour un couple d'avoir un objectif pareil.
#
Tsara foana ny roa noho ny iray.

18/08/2026

C'est l'heure les gars‼️

Vaut mieux t**d que "JAMAIS"⏱️
Aleo tara toy izay tsy tonga💪😊

Les coachs vous invitent maintenant à rejoigner notre famille HIT FIT GYM.📧

Contact: 0348081373
Lieu: Behoririka en face SBM Bank

[MAP](https://www.google.com/maps/place/HIT+FIT+Gym/@-18.8997614,47.5206934,17z/data=!3m1!4b1!4m6!3m5!1s0x21f081728bdd013d:0x96f788fc6cc5e068!8m2!3d-18.8997665!4d47.5232683!16s%2Fg%2F11npt2_pk0?authuser=0&entry=ttu&g_ep=EgoyMDI2MDYxNi4wIKXMDSoASAFQAw%3D%3D)

15/08/2026

🌿 En cette fête de l’Assomption, prenons soin de notre corps, de notre esprit et de notre âme. Que paix et bien-être nous accompagnent chaque jour.

13/08/2026

ANNONCE ‼️

👉Anisan'ny kotrana ihany koa anie ny repos e💤🛏️
Omena maka aina kely isika amin'ny Samedi 15 AOÛT izao, fa tsy misokatra ny salle HIT FIT Gym noho ny ASSOMPTION.

Alatsinainy indray mihaona ary e!

📞0348081373
📧[email protected]
🏠Behoririka en face SBM Bank

12/08/2026

MBA MANÀNA HOE HAZON-DAMOSINA🤣
🔹 🏋️ Manatsara ny posture sy ny fijoroana
🔹 💪 Mampitombo ny tanjaky ny vatana iray manontolo
🔹 🛡️ Manohana sy miaro ny hazondamosina
🔹 🛡️ Mampihena ny havizanana sy ilay mararirary lamosina

Aza atao ambanin-javatra ary ny dos e!

📍Chez HIT FIT Gym pour prendre ton bois de dos (hazon-damosina izany ry a! 🤣)

Contact: 0348081373
Adresse: Behoririka en face SBM Bank à côté de fohine (Map)

11/08/2026

Vous aussi🙂, rejoignez la famille HIT FIT Gym

Misy fantatrareo ve amin'ireo? Sa tsy misy mikotrana ao amin'ny HIT FIT Gym nareo?? 😊

Rehefa mikotrana aty nareo dia ireo equipe mlay be ireo no mandray anareo, mahafinaritra be daholo reo annh, aty Behoririka no misy ny salle dia misy fitaovana be dia be fa tongava 🥰🥰 sa hoe hiandry anah dia hiaraka? Aleo nareo omeko départ e 😁😁

En passant, efa misokatra ndray ny prise de rendez-vous amin'ity semaine ity ho an ny piercing. Ataovy dieny zao fa sao lasa province tampoka eo ndray za anh, efa manomboka mitady hieritreritra andeha sahady ny anareo vavy ato 🤭😅

Zay fa bisous bisous daholo ee 😘😘❤️❤️❤️

10/08/2026

La famille HIT FIT GYM vous souhaite une bonne semaine😊

07/08/2026

VACANCE❓❓

iRETO AVY NY NAOTY OMENA NY DECISION ANAREO pour VACANCE SELON l'IA :

👉Anisan'ilay variana eo amin'ny ecran?𝟯/𝟭𝟬
👉Handeha vacance? 𝟵/𝟭𝟬
👉Tsy nahazo congé ? 𝟰/𝟭𝟬
👉Tapa-kevitra ny hiditra salle de sport? 𝟭𝟬/𝟭𝟬

Indrisy hoan'izay tsy afaka nandeha vacance, fa ny plagen' HIT FIT Gym miandry anao🏖️💪

Contact : 0348081373
Lieu : Behoririka en Face SBM Bank à côté de Fohine.

06/08/2026

Bazary kely😭
Toerana manan-danja amin'ny mponina satria tao no mba fivelomana, sy tena hisian'ny saika fianana rehetra ary koa ny fihaonam-be.

Mirary fiononana sy fankaherezana hoan'izay rehetra voakasik'iny famaizana nisy iny, ao ny very asa, ny namoy fianakaviana, eny hoan'ny mponina rehetra mihitsy.✊

Any aminareo tanteraka ny fonay sy ny sainay😊

Photos from HIT FIT Gym's post 05/08/2026

Fitiavana Ravelomanantsoa izy ilay mitondra ny voninahitr'i MADAKASIKARA amin'ny taranja volley-Ball.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address


Behoririka Lot IVG94 En Face SBM Bank Et Poids Lourd Be à Côté De Phoîne🍺🍻
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:30
Tuesday 06:00 - 19:30
Wednesday 06:00 - 19:30
Thursday 06:00 - 19:30
Friday 06:00 - 19:30
Saturday 06:00 - 12:00