17/07/2026
๐Na mafy be ary reraka ihany manintsy isan'andro....๐ซฃ
๐ซ๐๐ข๐๐๐ ๐๐ก๐ง๐จ๐๐ง๐๐ฉ๐ โจ
๐ฑ Motivation โข Sens de la vie โข
๐ง Accompagnement personnalisรฉ & รฉcoute bienveillante
๐ซ ๐ซ Libรฉrez votre potentiel โข Gestion des รฉmotions
17/07/2026
๐Na mafy be ary reraka ihany manintsy isan'andro....๐ซฃ
16/07/2026
Anampy be anao aminy Lalana diavina isan'andro sy anampy anao aminy fahatokisan-tena izy ity ๐ฅฐ
Mba tsy hijerena ny fiainany hafa..
anampy anao hifantoka bebe kokoa aminao.
Maro no fampianarana ho hitanao ao ๐ฅฐ
Mankasitraka hatrany ny
Jejoo, le quotidien des femmes
๐ ๐ก๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ ๐ป๐ผ ๐บ๐ฎ๐๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐ต๐ถ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐ฎ-๐ฏ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ. ๐ซฃ
๐ Vao mainka mety hamotika antsika anefa izany fampitahana ny tenantsika amin'ny hafa izany. ๐
๐ Koa ahoana ร ry no hialana amin'izany, indrindra fa amin'izao vanim-potoanan'ny tambazotran-tserasera izao, izay tena manome vahana io fampitahana tena amin'ny hafa io ? ๐ค
โช๏ธ Manoro hevitra i ๐ด๐๐ ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฐ๐๐๐๐๐๐๐๐
๐, ๐๐จ๐๐๐ก ๐ข๐ง๐ญ๐ฎ๐ข๐ญ๐ข๐ฏ๐ ๐๐ง ๐รฉ๐ฏ๐๐ฅ๐จ๐ฉ๐ฉ๐๐ฆ๐๐ง๐ญ ๐ฉ๐๐ซ๐ฌ๐จ๐ง๐ง๐๐ฅ. โจ
Ao amin'ny ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฑ๐๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐ no ahitana ny andinindininy mikasika izany. ๐ฅฐ
๐ธ ๐ฑ๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐๐๐๐
16/07/2026
โMisy olona tsy ho azonao na oviana na ovianaโฆโ
๐ก Midika izany fa:
misy olona tsy natao ho anao mihitsy
na dia miezaka be otrany ahoana aza ianao.
๐ Mampahatsiahy anao izany hoe โacceptation"
Misy olona tsy ho azonao na oviana na ovianaโฆโ
๐ฑNa dia miezaka mafy aza ianao, dia mety tsy ho azonao ny fony, ny safidiny, na ny toerany eo aminโny fiainanao.
Tsy fahadisoana izany, fa fampahatsiahivana fa misy zavatra tsy maintsy ekena. Indraindray, ny tena fahendrena dia ny mamela izay tsy anjaranao ary manaiky fa tsy ny olona rehetra no natao hijanona aminao.
๐ Izany no atao hoe โacceptationโ
โ manaiky ny zavatra tsy azontsika ovaina ary manohy ny lalana am-pilaminana.
15/07/2026
๐ Fotoana tokony Nahitanao vahaolana ho an'ny tenanao dia laninao nijery ny fiainan'ny hafa,Laninao mieritreritra hoe: "Niara-nanomboka izahay, nefa izy lasa aloha."
๐ Laninao amin'ny fampiakarana ny vintan'olon-kafa ny herinao.
๐ Ianao variana mijery, izy kosa mahatsiaro sambatra satria ianao mitsiriritra azy dia miakatra be ny vibration-ny.
๐ Indraindray aza, Ny hery avoakanao no lasa hery mandrisika azy hiroso hatrany satria misy lien mamelona izy.
๐Laninao amin'olonkafa ny fotoana tokony hatafita anao.
๐ Mila mianatra mankafy tsikelikely ny fiainanao ianao.
๐ Na tsotsotra aza ny fiainanao,
tiavo izy. Fa ny an'ny olona tsy ho omeny anao.
๐ Ny safidinao ihany io...
๐ Na ianao no manome ny รฉnergie-nao ho an'ny hafa.
๐ Na ianao no mampiakatra ny vibe-nao ho an'ny tenanao. ๐โจ
Manda Razafiarinivo
14/07/2026
[FAHADISOAM-PANANTENANA
NY LESONA AFafinao anatiny ๐]
Matetika isika rehefa diso fanantenana amin'ny olona iray
Na nandalo fisarahana, dia mahatsiaro ho irery sy marary.
Saingy fantatrao ve fa io fahadisoam-panantenana sy hakiviana io indrindra no fitaovana lehibe mampianatra antsika mahay miaina irery โจ]
Ny fijanonana irery dia tsy midika izany hoe nitoka-monina dia resy
Fa io no fotoana sarobidy hamerenana ny hery anaty sy hianarana hitia ny tenanao indray.
๐ฑ Mamerina Ny maha enao anao
Andao hiaraka hifanakalo hevitra sy hianatra ao anatiny fandaharana coaching manokana isika.
Sady amantatra ny BOUSSOLE anao.
Manda Razafiarinivo
14/07/2026
๐๐ฅฐ
13/07/2026
โ
Tsy ny fitiavana no mamotika ny couple ankehitriny... fa ny tsy fahaizana mifampiresaka sy ny tsy fahaizana mamantatra ny fihetseham-pon'ny ankilany..
Tsy mahay mifanitsy intsony.
Maro ny olona no misaraka, tsy noho ny tsy fahampian'ny fitiavana, fa noho ny:
๐ฑ Tsy fahaizana mifampiheno
๐ฑTe ho marina foana, tia tena
๐ฑ Tsy fahaizana milaza izay tsapa.
๐ฑ Tsy fahaizana mifanaja ary tsy mahatakatra ny ratran'ny hafa.
๐ฑ Fiheverana fa tokony ho tonga dia hatsapa ny ao antsainy hafa.
โจ Ny olana dia tsy hoe tsy mifankatia intsony rehefa misy disadisa, fa samy miandry ny ankilany hahatakatra nefa tsy misy sahy miteny.
Ny fo tsy mahay mamaky saina, fa ny teny no mampifankahazo.
โจKa raha samy mbola tia dia mahaiza mifampiheno
Manda Razafiarinivo
10/07/2026
๐ฟ Aza miverina intsony any amin'ilay toerana nahalavo anao, na inona na inona ratra, na inona na inona alahelo.
๐ฟ Ekeko fa mety mbola maratra mafy ianao amin'izao fotoana izao.
Mbola misy banga tsy feno ao am-ponao ao nohony fialany zavatra iray tena tinao.
๐ฟ Saingy tsy ny fijanonana amin'ny lasa no hanasitrana izany.
Fa Indraindray, ny fanohizana ny dia no fomba tokana hanomezana toerana ny fanasitranana.
๐ฟ Tazomy ny lesona, fa avelao kosa ny ratra hihena tsikelikely. Misy andro vaovao mbola miandry anao.
09/07/2026
๐ฟ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฟ
๐Maro ny tanora ankehitriny no lasa mampitaha ny fiainany amin'ny fiainany hafa indrindra aminy tambazotra sosialy.
๐Kanefa ny zavatra mila fantatrao dia ny Lafitsarany amin'ny apahany fiainany ihany ireny hitanao eny aminy tambazotra sosialy ireny.
๐Tsy ampiseo ny sedra sy ny olana diaviny eo imasony manodidina azy izy....
Rehefa mampitaha tena amin'ny hafa foana ianao dia mora very fahatokisan-tena lasa kivy, mora tratrany dรฉpression mihintsy ee!!
๐ฅฐAndroany dia ho hitantsika ato aminy
Jejoo, le quotidien des femmes
"Magazine" afaka jifainao.
Famakafakana izany hoe inona no tokony ho ataonao raha sendra izany toerana izany ianao.
Ahoana no fomba hiarovanao ny tenanao mba hananao ny personnalitรฉ anao manokana ka tsy hifaninana na hijery ny fiainany hafa ๐
08/07/2026
>>>๐พMila hainao mihintsy aloha ny miaina miaraka amin'io toe-javatra misy anao ankehitriny io....
>>>๐พRaha mbola tsy hainao ny miaina miaraka amin'io toe-javatra misy anao io dia hijaly foana ianao isaintsaina ny fomba hivoahanao ao.
>>>๐พRehefa hainao ny miaina miaraka amin'io dia mazava ho azy fa hainao ny mamantatra ny mety sy tsy mety tao anatiny....
-Ny zavatra iray raha tsy andalovanao tsy fantatrao ny tena heviny.
โ
Manda Razafiarinivo