09/07/2026
COURS DE DANSE , , .........❤❤❤❤
Ny DANSE dia tsy activité fotsiny ihany fa anisany sehatra iray mapivelatra ny , , ny ankizy sy tanora.Efa maro ireo ankizy no nahay tato aminay ka Inona àry no andrasana fa andao anoratra anarana eeeh❗ . Voafetra mantsy toerana❌❌.
LIEU :
🔺
HEURE : ⏰13H_16H ( SAMEDI )
LIEU : 🏦LEVEL_UPGYM.
🔺
HEURE :⏰13H_15H30 ( MERCREDI )
LIEU :🏦Magic_Form_Imerinafovoany
🔺
HEURE : ⏰14H_16H ( Samedi )
LIEU : Sapanana Ambotrazaka dia mandroso tonga eny amin'ny farany pousse Ambodivoanjo.
✅INSCRIPTIONS OUVERTES✅
Reservation place en ligne .
INFOS ET INSCRIPTION : 038 55 189 34
08/07/2026
🎉 COURS DE DANSE URBAINE & COURS SPÉCIAL VACANCES 2026 🎉
🚨 INSCRIPTIONS OUVERTES ! 🚨
Mitady activité mandritra ny vacances ve ianao? Sa maniry hianatra danse urbaine amin'ny fomba matihanina? Tongava miaraka aminay!
💃 Misokatra ho an'ny :
• Enfants (5 ans et +) • Adolescents • Jeunes
✨ Au programme :
• Cours de danse urbaine
• Tournage de vidéos
• Interviews TV
• Sorties
• Participation au Grand Spectacle de l'ALL DC École de Danse
• Sy hetsika maro hafa
📍 Lieux & Horaires :
• Anosibe : Samedi à 10h30
• Analakely : Mercredi ou Samedi à 14h00
• Andoharanofotsy : Samedi à 08h00
📅 Début des cours : 22 ou 25 juillet 2026
📞 Contact : 034 89 550 94
📩 Facebook : Nambinina Jhonia.
⚠️ Places limitées ! Inscrivez-vous dès maintenant et venez vivre votre passion de la danse avec ALL DC École de Danse.
08/07/2026
BOUMM 🎉🔥 Honatsika Eto NANISANA sy ny Manodidina 🎉❤️🥰 DE VACANCES
ALLDC NANISANA
💃COURS DE DANSE URBAINES 💃
🕒 SAMEDI :08H_10H ✔️
🕒MERCREDI 14H_16H✔️
Lieu: NANISANA chez MAGIC FORM ( Entre arrêt de bus pompe et sapin, Parking Voiture et Moto,
❌BIÉ SÉCURISÉ ❌
INSCRIPTION OUVERTE
Rentrée le samedi 11 juillet 2026
contact : 034 08 907 09
06/07/2026
COURS DE VACANCES ALLDC IVATO 🎉🥰🥰 Misokatra Hoantsika Mitady Activités de vacances Hoan'ny Ankizy ny ALLDC IVATO ✔️
💃COURS DE DANSE URBAINES 💃
( AFRO🇲🇬- HIP HOP - DANCEHALL🇯🇲)
Samedis : 🕒8h_10h
Mercredi : 🕒14h_16h30
Mandray Ankizy Manomboka :03 Taona izahay✔️
Lieu : 🏢IVATO AKAIKIN'NY PHARMACIE MAHATSARA Tsena
❌Mbola Misokatra ny Fisoratana anarana ❌
contact : 034 08 907 09
04/07/2026
ENCORE 🔥🔥❤️ Félicitations
2eme Place BATTLE KIDS (-14 Ans ) ALLSTYLE avec Music 🇲🇬🔥💃. Un évènement Organisé par LTSD MADA au Kiànja Hira GASY Ampefiloha ✔️
Na dia Tsy ampy aza ny Fanomanana Aza Nohon'ny Grand Spectacle dia niezaka Hatrany Ny ekipantsika ❤️❤️
ALL-Dc Ecole de danse
04/07/2026
COURS DE VACANCES ALLDC IVATO 🎉🥰🥰 Misokatra Hoantsika Mitady Activités de vacances Hoan'ny Ankizy ny ALLDC IVATO ✔️
💃COURS DE DANSE URBAINES 💃
Samedis : 🕒8h_10h
Mercredi : 🕒14h_16h30
Mandray Ankizy Manomboka :03 Taona izahay✔️
Lieu : 🏢IVATO AKAIKIN'NY PHARMACIE MAHATSARA Tsena
❌Mbola Misokatra ny Fisoratana anarana ❌
contact : 034 08 907 09