Cluɓ kaƒiʋ Karatɛ́-ɖɔ

Cluɓ kaƒiʋ Karatɛ́-ɖɔ Kafiv karaté-do et PANCRACE MMA (Art combiné)
Siège social : LE RUISSEAU AMBOAVAHY

Le club est créé en 1993, le lieu d'entrainement: Akany Fanavaozana ANDRANOMENA Ambohimanarina, les personnes (homme et femme) à partir de 5 ans et plus peuvent s'inscrire et devenir membre... OSS

08/08/2026

KAFIV KARATÉ-DO

18/07/2026

Entraînement du Jour à Ambohidroa

Vita iny ny Gasshuku.Misaotra antsika ray aman-dreny nametraka ny fahatokisana taminay senseï.Ny tanjonay Dia ankizy mah...
13/07/2026

Vita iny ny Gasshuku.Misaotra antsika ray aman-dreny nametraka ny fahatokisana taminay senseï.Ny tanjonay Dia ankizy mahay miara-miaina, mifanampy, mifankatia, manao découverte, mifaly amin'ny tontolo tsy misy réseau sociaux, miaina ao anatin'ny natiora,..Satrin'ny ankizy tsy nody fa dada sy neny koa efa sasa-miandry.KAFIV pour toujours (Karaté -Do et Métal force MMA).Merci aux équipes bleues, grenats, jaunes

12/07/2026

GASSUKU KAFIV KARATÉ-DO & PANCRACE KAFIV METAL FORCE MMA à AMBOHIMANGAKELY IKIANJA

10/07/2026
Arahabaina senseï Viviane Hasina nahazo Chevalier de l'ordre National.Hitantsika amin'izao fa tsara ny karaté Ary mifand...
04/05/2026

Arahabaina senseï Viviane Hasina nahazo Chevalier de l'ordre National.Hitantsika amin'izao fa tsara ny karaté Ary mifandray amin'ny fiainana andavanandro, indrindra amin'ny asa.Faly izahay KAFIV (karaté-Do Fivoarana Andranomena sy Ambohimangakely) Ary ny KAFIV MÉTAL FORCE MMA manana anao

02/05/2026

Entraînement du jour

25/04/2026

Sady faly no mahazoto ny ankizy Kely

Misy foana ny goûter collectif ato amin'ny club.Bon appétit.Ny Ray aman-dreny mikarakara.
23/03/2026

Misy foana ny goûter collectif ato amin'ny club.Bon appétit.Ny Ray aman-dreny mikarakara.

Address

Andranomena Ambohimanarina
Antananarivo
101

Telephone

+261347605612

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cluɓ kaƒiʋ Karatɛ́-ɖɔ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category