29/08/2026
Virus 🦠🧪💉
Eleveurs et Coqueleurs Combat de coq
29/08/2026
Virus 🦠🧪💉
28/08/2026
Tsara loko😂
Maro ny mahay miady fa ny degré an 'ny pédigrée ny samy hafa🔥
26/08/2026
Raha mbola moral an akoho ko aloha
Ty tena jiolahy Jiolahy 😅
24/08/2026
Hiezaka anambotra akoho ngeza fa izay hono no mety amin tsena iraisampirenena
Triage commence 😅
23/08/2026
Tena lahy daholo ireto le 🙏
Iza moa ilay bandy npopy aza ho lahy iny
Merci e🙏
22/08/2026
Isaky ny mandalo dia roa arona le😅
Za ko tia akama e🤣
17/08/2026
Tena mitana anjara toerana lehibe amin akoho ny fanomezana ody kankana :
Ohatra , ny fitombony ,ny kalitaon ny volony sns
Tsara raha manome enao androany dia hiverenana
omena izy afaka 14j mamono ilay atodiny
12/08/2026
Anaty prepa lery nefa mbola maniry volo🤣
Ao tsara aza ve ny tompony ?
Tsy misy excuse fa rehefa mety amin saina dia ataovy
Androany zao zay nfety krismasy 😂😂😂😂
Ny akoho hono rehefa mbola kely dia mpluck fona 😂😂
Hoy ilay cousin kely hoe mamanay anie lty taloha lava be e, fa izao izay vao fohy kely io🤣🤣
Aza mapme zala a