MJA Analamanga 6

MJA Analamanga 6

Share

Page officielle région Analamanga 6 (District: Mandrosoa, Manjakaray, 67ha, Ambohimanarina )

10/07/2026

Vonona ve ise e?
🔥 Ity no tena zavatra
✅ TOROMARIKA 3
Tsy maintsy manao foulard mandritry ny lasy

10/07/2026

📢📢 Ho an'ny mpilasy rehetra
Mangatsiaka Zao ny andro
✅ TOROMARIKA 2
Aza adino ny tokony ilaina rehetra

09/07/2026

✅TOROMARIKA 1



🔥Efa akaiky ny fotoanantsika an!!!
📣Ho an'ny mpilasy rehetra

📌Mitondrà Bidon iray + Lampe iray isan'olona

08/07/2026

FAMANGIAN’NY REGION 6 An’i chef Mirija( Conseiller Region sy CD Dismanj) Namoy IRAY TAMPO.
Toerana BOA:Ampandrana
Anio ALarobia :5ora hariva
Staff sy CD rehetra /tsipaipaika

07/07/2026

📢 Ho an'ny tanora rehetra

🔥🔥 Nohon'ny fangatahana voaray dia mitohy hatramin'ny Alakamisy 09 Jolay ny fisoratana anarana 👉 Lasy Vaky Lay " Mission Kaleba" 🔥🔥

Ireo fandaharam-potoana:

🫡 Fanokafana amin'ny fomba offisialy miaraka amin'i Mme le Maire
🫡Kaoferansa isan-kariva
🫡 Fiofanana maro samihafa
🫡 asa soa sy asa sosialy
🫡 Lalao baolina ara-pirahalahiana iarahana amin'ireo tanora any an-toerana sy kilalao maro.
🫡Programa ara-pahasalama
🫡 Famaranana ny BEST eto anivon'ny Région

🔥Ny Sabata 18 Jolay kosa dia Fisaorana an'Andriamanitra sy fitondrana am-bavaka ireo hanala fanadinana BACC ary ANTSAN-KIRA LEHIBE iarahana amin'ireo groupe maro samihafa.

Ndao hilasy e! Mbola tsy tara

07/07/2026

👋🏻 Araka ny nampanantenaina dia indro ary ny video izay ahitantsika ny sombiny amin'ireo fiezahana mafy tao ambadiky ny fandresen'i .

📌 Nazahoany ny Laharana voalohany
🥇1ère tamin'ny Kilalao BEST 🏆 teto anivon'ny UNION de l'Océan Indien.

Ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany ❤🕊




06/07/2026

TONGAVA MARO!

TOERANA: TSENA COMMUNE APANGABE AMBOHITRIMANJAKA

Photos from MJA Analamanga 6's post 04/07/2026

🏆BEST UNION-RAN6🏆
TADIDINAREO VE ITY FAHATSIAROVANA MAMY. 🏆🏆

🤔Mety hahaliana anareo ve raha haseho eto ireo fiomanana sy sedra ary fandavan-tena tany ambadimbadiky ny camera tany, ka nahazahoana izany hoe laharana VOALOHANY izany teto anivon’ny Firenena maromaro teto amin’ny UNION sy teto amin’ny FMC misy antsika??

Raha micommente hoe BEST-RAN6 ianareo dia ho alefa eto ny video 😇

Photos from MJA Analamanga 6's post 03/07/2026

Ny Fiangonana Andohatapenaka no namarana ny anjaran'ny distrikan'ny 67 Ambohitrimanjaka ny amin'ny Asa seminera izay atao ety Apangabe Ambohitrimanjaka .

Mihitatra ho antsika distrika

👉Manjakaray-
👉Ambohimanarina ary
👉Mandrosoa

indray ny fandehanana mankeny an-toerana isan-tsabata , ka ny distrika Manjakaray no hanomboka izany ny Sabata 04 Jolay , ny distrika Ambohimanarina kosa ny 11 Jolay ary ny Mandrosoa ny 18 Jolay ary miverina izany anjara izany.

Tsarovy ny Filamatry tanora: Hitory ny hafatry ny fiverenany ho maneran-tany amin'izao taranaka ankehitriny izao.

Koa alao hery ary ry tanora malala

Fara-fisoranatana anarana Vaky lay >> Alahady 04 Jolay 2026

03/07/2026

📢 Ehhh! Rahampitso Sabata no fara fisoratana anarana
amin'ny lasy VAKY LAY APANGABE
Soraty haingana ny anaran'ise!
AZA TARA AN!!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


D7
Antananarivo