Hoavy tsy ho ela...
Prochainement...
Coming soon...
IHISA
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IHISA, Sports Event, .
07/01/2025
đTRATRIN'NY TAONAđ
"Taorianâny fety lehibe taminâny faranâny taona, faly izahay mizara aminareo indray ireo sary taminâny hetsika IHISA. Ireo sary ireo dia mampahatsiahy ireo fotoana tsy hay hadinoina, feno hafaliana, fanamby ary fifampizarana nandritra ilay andro miavaka.
Misaotra betsaka indray aminâireo rehetra nandray anjara taminâny fahombiazanâity hetsika ity.
Manantena izahay fa nandalo fety sambatra ianareo ary maniry ny hihaona aminareo indray aminâny andiany manaraka, izay mbola ho feno zava-baovao sy mahafinaritra !
Tohizo ny fanaraha-maso ary ankafizo ireto fahatsiarovana mahafinaritra zarainay aminareo androany."
---------------------------------------------
đ BONNE ANNĂE đ
"AprĂšs les fĂȘtes de fin d'annĂ©e, nous sommes ravis de partager avec vous d'autres photos de l'Ă©vĂ©nement IHISA. Ces images capturent des moments inoubliables de joie, de dĂ©fis et de partage qui ont marquĂ© cette journĂ©e unique.
Un grand merci encore une fois à tous ceux qui ont contribué au succÚs de cet événement.
Nous espĂ©rons que vous avez passĂ© dâexcellentes fĂȘtes, et nous sommes impatients de vous retrouver pour les prochaines Ă©ditions dâIHISA, pleines de nouvelles surprises !
Restez connectĂ©s et profitez de ces beaux souvenirs que nous partageons avec vous aujourdâhui."
29/12/2024
đ„Faly izahay mizara anareo ireo sary sy fahatsiarovana mahafinaritra taminâny hetsika IHISA, izay natao ny asabotsy 21 desambra lasa teo. Nandray fotoana kely izahay hanangonana ireo sary sy ireo fotoana mampahatsiahy ny andronâny hetsika.đ
Tohizo ny fanaraha-maso, satria maniry mafy izahay hanohy ity hetsika ity miaraka aminareo. Mandrapihaona aminâny fotoana manaraka !đą
------â-------------------------------------
đ„Nous avons le plaisir de partager enfin les souvenirs de lâĂ©vĂ©nement IHISA, qui sâest tenu le samedi 21 dĂ©cembre. Nous avons pris un peu de temps pour rassembler les belles photos et les moments mĂ©morables de cette journĂ©e.đ
Restez connectĂ©s, car nous sommes impatients de continuer cette aventure avec vous. Ă trĂšs bientĂŽt pour de nouvelles expĂ©riences !đą
28/12/2024
âš MISAOTRA BETSAKA ANAREO REHETRA ! âš
Tontosa soa aman-tsara ny andiany voalohany aminâny hetsika IHISA noho IANAREO! đ
Fisaorana lehibe ho anâireo mpandray anjara rehetra izay naneho fahaizana sy tanjaka nandritra ny fanatanterahana ireo lalao. Ny firaisankinanareo, ny herinareo, ary ny hafanam-ponareo no nahatonga ity andro ity ho iray tsy hay hadinoina. đ
Mankasitraka manokana ny mpiara-miombonâantoka sy ny mpanohana anay izahay, satria noho ny fanohanana natolotrareo dia tanteraka soa aman-tsara ity tetikasa ity. â€ïž
Miarahaba anâireo mpandresy rehetra đ ary misaotra anâireo ekipa mpikarakara izay niasa mafy ary naneho fahavononana lehibe. Ianareo no tena fototry ny fahombiazanâity hetsika ity ! đ
Manantena izahay fa mbola hihaona aminareo aminâny andiany manaraka, izay azo antoka fa ho tsaratsara kokoa sy feno hafaliana. Aoka isika hifanohana hatrany ho anâny firaisankina sy ny fananganana fiarahamonina tsara kokoa! đȘ
---â-------------------------------------
âš MERCI Ă TOUS ! âš
La premiĂšre Ă©dition de lâĂ©vĂ©nement IHISA a Ă©tĂ© un vĂ©ritable succĂšs grĂące Ă VOUS ! đ
Un immense merci Ă nos participants, qui ont relevĂ© avec brio les dĂ©fis des parcours de jeux. Votre esprit dâĂ©quipe, votre Ă©nergie et votre enthousiasme ont fait de cette journĂ©e un moment mĂ©morable. đ
Nous exprimons Ă©galement notre profonde gratitude Ă nos partenaires et sponsors, sans qui cet Ă©vĂ©nement nâaurait pas Ă©tĂ© possible. Votre soutien indĂ©fectible a permis de concrĂ©tiser ce projet et de crĂ©er une journĂ©e riche en rires, en dĂ©fis et en partage. â€ïž
Un grand bravo Ă tous les gagnants đ et un immense merci Ă notre merveilleuse Ă©quipe dâorganisation pour leur travail acharnĂ© et leur dĂ©vouement. Vous ĂȘtes au cĆur de ce succĂšs ! đ
Nous avons hĂąte de vous retrouver pour une prochaine Ă©dition encore plus dynamique. Restons unis pour promouvoir la cohĂ©sion sociale et lâesprit dâĂ©quipe ! đȘ
đ Vitsy sisa ny andro ho anâny hetsika IHISA ! đ
Aminâny sabotsy ho avy zao , tongava hiaina hetsika tsy manam-paharoa izay mitondra fifaliana, fiaraha-mientana, ary fanamby mahafinaritra !
Ho hitanao eo ny lalao isan-karazany sy miavaka ao anatinâny lalana misy sakana manentana ny famoronana, ny fahaiza-manaonâny vatana, ary ny faharetana. Tongava manohana ny mpiara-monina aminao, miaina ny hafaliana, ary mahatsapa ny soatoavina entinâity hetsika mahafinaritra ity.
đ
Rahoviana ? Ny Asabotsy, 21 desambra 2024
đ Aiza ? Trano malalaka lapan'ny tanana
âš Vita ny fisoratana anarana, saingy afaka mandray anjara ho mpanohana ianareo mba hanohana sy hiaina ny fifaliana aminâny fotoana IHISA !
âŠïž Vidim'pidirana: 2 000 Ariary
Aza adino ny hiaraka aminay aminâity fotoana lehibe ity. Mandra-pihaona eo aminâny hetsika IHISA !
-â----------------------------------------------
đ Câest bientĂŽt le jour J pour IHISA ! đ
Ce samedi, IHISA vous donne rendez-vous pour une journĂ©e exceptionnelle placĂ©e sous le signe de lâamusement, de lâesprit dâĂ©quipe et des dĂ©fis inoubliables !
DĂ©couvrez des jeux divers et des parcours captivants oĂč chaque Ă©preuve mettra en avant la crĂ©ativitĂ©, lâagilitĂ© et la rĂ©silience des participants. Venez encourager vos proches, vivre lâambiance festive et vous inspirer de cet Ă©vĂ©nement unique qui valorise les talents humains et le dĂ©veloppement durable.
đ
Quand ? Ce samedi, 21 décembre 2024
đ OĂč ? Dans la grande salle de lapan'ny tanana
âš Lâinscription est clĂŽturĂ©e, mais vous ĂȘtes les bienvenus en tant que spectateurs pour vivre cette expĂ©rience et soutenir les participants !
âŠïž Prix d'entrĂ©e : 2 000 Ariary
Ne manquez pas lâoccasion de vivre un moment fort et convivial avec IHISA ! Ă bientĂŽt !
âš Topazo maso ny lalao mahafinaritra IHISA ! âš
Zahao ao aminâity vidĂ©o ity ny santionany aminâireo lalao miavaka miandry anao ny 21 desambra 2024, ao aminâny HĂŽtel de Ville! Na ao anatinâny ekipa misy olona 5 ianao na irery, dia hanana fotoana hiatrika fanamby mampifaly, mila fahaizana ary firaisan-tsaina.
đŻ Te handray anjara ?
Tsy sarotra ary maimaim-poana izany!
đ© Alefaso aminay aminâny message privĂ© ao aminâny pejy IHISA ny fisoratana anaranareo.
đ Na antsoy ny 0341796084 na 0348037447.
Aza adino ny fotoana hahafahanao mifaly sy mizara traikefa tsy hay hadinoina. Tongava ao ary mandrosoa aminâny hetsika IHISA!
----â----------------------------------------
âš DĂ©couvrez un avant-goĂ»t du Parcours de Jeux IHISA ! âš
Plongez dans cette vidĂ©o exclusive montrant quelques extraits des jeux palpitants qui vous attendent le 21 dĂ©cembre 2024 Ă lâHĂŽtel de Ville ! Que ce soit en Ă©quipe de 5 personnes ou en individuel, chaque participant aura lâoccasion de relever des dĂ©fis variĂ©s alliant amusement, stratĂ©gie et esprit dâĂ©quipe.
đŻ Envie de participer ?
Câest simple et gratuit ! Inscrivez-vous dĂšs maintenant :
đ© Envoyez-nous un message privĂ© sur notre page IHISA
đ Ou contactez-nous au 0341796084 ou 0348037447
Ne manquez pas cette occasion unique de partager des moments inoubliables. Rejoignez-nous et faites partie de lâaventure IHISA !
IHISA : Hetsika tsy manam-paharoa ho anâny rehetra eto Faradofay!
Ny tetikasa IHISA dia manasa anao hanatrika hetsika mampiavaka sy miavaka: parcours de jeux izay natsangana hanambatra ny fahafinaretana, fanamby ary firaisan-kina.
đ Ny hevitra fototra ?
Andiana lalao sy sakana mifanaraka ho lalovanâny mpandray anjara, na aminâny ekipa misy olona 5, na irery. Ny dingana tsirairay dia hanandramana ny fahaiza-manao, ny fisainana ary ny firaisan-tsaina ao anatinâny fifaliana sy fety.
đ Ho anâiza ?
Ho anâny rehetra! Na miaraka aminâny namana ianao, ny fianakaviana na irery, misy fanamby ho anâny sokajin-taona rehetra.
đĄ Ny fisoratana anarana ?
Maimaim-poana tanteraka izany! Koa, misorata anarana dieny izao ary tsidiho ny traikefa tsy hay hadinoina.
đ
Rahoviana ?
Ny 21 desambra 2024, ao aminâny HĂŽtel de Ville.
Midira ao ary iaino ny androm-pifaliana, fifaninanana am-pirahalahiana ary fianarana vaovao. Tongava aminâny traikefa IHISA!
______________________________
IHISA : Découvrez un événement unique pour tous les ùges !
Le projet IHISA vous invite à participer à un événement communautaire inoubliable : un parcours de jeux spécialement conçu pour combiner divertissement, challenges et convivialité.
đ Le concept ?
Un ensemble de jeux et dâobstacles variĂ©s Ă franchir, soit en Ă©quipe de 5 personnes, soit en individuel. Chaque Ă©tape mettra Ă lâĂ©preuve votre agilitĂ©, rĂ©flexion et esprit dâĂ©quipe dans une ambiance ludique et festive.
đ Pour qui ?
Pour tout le monde ! Que vous veniez avec vos amis, votre famille ou seul, il y aura des défis adaptés à tous les ùges.
đĄ Lâinscription ?
Elle est entiĂšrement gratuite ! Alors, nâattendez plus pour vous inscrire et vivre cette expĂ©rience unique.
đ
Quand ?
Le 21 dĂ©cembre 2024 Ă lâHĂŽtel de Ville.
Rejoignez-nous et vivez une journĂ©e de plaisir, de compĂ©tition amicale et de dĂ©couvertes. Faites partie de lâaventure IHISA !
15/11/2024
đż Avia, miala voly amin'ny Tetikasa IHISA : hetsika mampiala voly sy mahafinaritra ho an'ny rehetra ! đż
Ny Tetikasa IHISA dia manasa anareo rehetra hiaina traikefa tsy hay hadinoina aminâny alalanâny hetsika ara-panabeazana sy mahafinaritra, natokana ho an'ny rehetra mba hifamory sy hifampifalifaly! đ
Aminâny dingana tsirairay aminâity hetsika ity, ireo mpandray anjara, amin'ny ekipa na irery, dia hiatrika fanamby maro izay mitaky firaisankina, fahakingana ary eritreritra mivelatra. Ny lalao dia natao manokana amin'ny fitaovana tsotra ary matetika dia aminâny ampahany azo ampiasaina indray, mba ahafahan'ny tsirairay mahatsapa ny lanjan'ny fanariana amin'ny fomba sahaza sy ny fikajiana ny tontolo iainana. đ
Na tanora ianao, na lehibe, tongava hanandrana ny fahaizanao, hiaraka aminay hankafy ny fotoana sy handray anjara aminy dia feno fahafinaretana sy fahasambarana! Ho fanampinâizany dia hisy fotoana lehibe ifaneraserana eo aminâny fiaraha-monina sy fizarana hafaliana.
đ
Andro : 21 Desambra 2024
đ Toerana : Lapanâny TanĂ na
đïž Fandraisana anjara : Misokatra ho anâny rehetra! Tongava maro hanohana sy hampiroborobo ny soatoavinâny firaisankina sy ny fikajiana ny tontolo iainana !
Mbola misaotra antsika raha mba zaraintsika ity hetsika lehibe ity mba ho hita sy ho tadidintsika.
------â--------------------------------------
đż Rejoignez le Projet IHISA : Un parcours de jeux inoubliable pour tous ! đż
Le Projet IHISA vous invite Ă vivre une expĂ©rience unique et amusante Ă travers un parcours de jeux Ă©ducatifs et amusants, pensĂ© pour rassembler toutes les gĂ©nĂ©rations ! đ
Ă chaque Ă©tape de ce parcours, les participants en Ă©quipe ou en solo devront relever des dĂ©fis variĂ©s qui mettent en avant lâesprit de collaboration, la crĂ©ativitĂ©, et la rĂ©flexion. Nos jeux, conçus avec des matĂ©riaux simples et parfois recyclĂ©s, sont une maniĂšre ludique de dĂ©couvrir lâimportance de la rĂ©utilisation et de la protection de notre environnement. đ
Que vous soyez un enfant, un ado, ou un adulte, venez tester vos compĂ©tences, partager un moment de convivialitĂ©, et vous engager dans une aventure pleine de surprises ! En plus de vivre une expĂ©rience de divertissement unique, ce sera aussi lâoccasion de renforcer les liens au sein de notre communautĂ©.
đ
Date : 21 décembre 2024
đ Lieu : HĂŽtel de Ville
đïž Participation : Ouvert Ă tous ! Venez nombreux pour un moment de joie et dâapprentissage.
Aidez-nous Ă partager et Ă promouvoir les valeurs de solidaritĂ© et de respect de lâenvironnement !