Trois fy plus sport

Trois fy plus sport trois fy plus sport
Club de football professionnel
Ligue de football Itasy⚽

01/09/2026

Vita ny lalao androany
Trois fy plus 01 -- 00 Force Team
Mitohy hatrany lalana

Tongava maro Tsy misy vidim-pidirana Ho fanomanana dingana manaraka🗓️Talata 01/09/26 ⌚14h00🏟️ Terrain synthétique Antani...
29/08/2026

Tongava maro
Tsy misy vidim-pidirana
Ho fanomanana dingana manaraka
🗓️Talata 01/09/26 ⌚14h00
🏟️ Terrain synthétique Antanikatsaka

Vita soa ny fifaninana D2 Nationaly Tafita hiatrika ny Phase 2 isika Ligue football itasy  Andao indray ary🙏
17/08/2026

Vita soa ny fifaninana D2 Nationaly
Tafita hiatrika ny Phase 2 isika
Ligue football itasy Andao indray ary🙏

Vita soa ny fifaninana natao taty ambatondrazaka Fisaorana lehibe ho an'ny 👉Ny ekipa sy ny staff rehetra 👉Ny FMF sy n'y ...
15/08/2026

Vita soa ny fifaninana natao taty ambatondrazaka
Fisaorana lehibe ho an'ny
👉Ny ekipa sy ny staff rehetra
👉Ny FMF sy n'y lugue
👉Ny Arbitre
👉Ny Mpanohahana
Miandry ampitoniana ny tohiny isika

Hamarana ity fifaninana D2 nationaly 2026 ity isika ;mbola vonona ny hanohy ny ady ny ekipa tsika .
14/08/2026

Hamarana ity fifaninana D2 nationaly 2026 ity isika ;mbola vonona ny hanohy ny ady ny ekipa tsika .

10/08/2026

Miditra amin'ny Andro faha 4 isika izao
Tsy mbola vita ny ady🙏

Andro fahatelo D2 Nationaly  ambatondrazaka Resy 01 No 00 isika nanoloana ny Tia kitra Mitohy ady maka lesona tsara
09/08/2026

Andro fahatelo D2 Nationaly ambatondrazaka
Resy 01 No 00 isika nanoloana ny Tia kitra
Mitohy ady maka lesona tsara

07/08/2026

Address

Bemasoandro Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trois fy plus sport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share