Mpankafy Real

Mpankafy Real

Share

Pejin'ireo mpankafy Real Madrid eto Madagascar

Photos from Mpankafy Real's post 31/08/2026

Arda πŸ”₯⚽

Photos from Mpankafy Real's post 30/08/2026

Jude πŸ”₯⚽. Izy no namono ny baolina voalohany, ary voafidy ihany koa ho "homme du match" πŸ† (4-0)

30/08/2026

Madrid 4-0 CF (Jude 19; Herrero CSC 26'; Kylian 30'; Arda 90+1')

30/08/2026

‼️ Ireo XI tompon-toerana amin'ny lalao anio hariva (18h00, ora malagasy).

πŸ“Ί Canal+ Sport 4, ST Sports Premium & Supersport LaLiga

29/08/2026

Sergio (19 taona, irakiraka ampovoany). Hifindra ao amin'ny Madrid, avy any amin'ny Racing Santander. ( ).

Haharitra efatra (4) taona, hatramin'ny jona 2030, ny fifanarahan'ny roa tonta.

29/08/2026

[🚨 ] Milan no hifandona voalohany amin'ny Madrid amin'ny andro voalohany "phase de ligue" , amin'ny Ligue des champions, ny talata 08 septambra 2026.

πŸ“… J2, AS , 14 Oktobra 2026 ✈️
πŸ“… J3, RB , 21 Oktobra 2026 🏠
πŸ“… J4, AEK , 04 Novambra 2026 ✈️
πŸ“… J5, PSV , 24 Novambra 2026 🏠
πŸ“… J6, , 09 Desambra 2026 ✈️
πŸ“… J7, , 19 Jonoary 2027 🏠
πŸ“… J8, Donetsk, 27 Janoary 2027 ✈️

29/08/2026

🚨 Marc . Ho tompon-toerana izy amin'ny lalao hifandonana amin'ny Malaga rahampitso alahady (18h00, ora malagasy).

28/08/2026

β€ΌοΈβœ… . Sady TSY manana vinavina ny handefa azy ny Madrid, no TSY manana fikasana ny hiala ao amin'ny Real rahateo koa izy, na eo aza ny resaka samihafa mihely.

Anisan'ireo atokisan'i JosΓ© i Endrick, raha ny voalazan'i .

28/08/2026

Kylian πŸ”₯. 100 buts/assists 🎯 niaraka tamin'ny Madrid (lalao 105).

⚽ 89 buts
πŸ…°οΈ 11 assists

Photos from Mpankafy Real's post 28/08/2026

‼️ Eder , & Pitarch πŸ”œ. Efa manohy ny fanazarantena miaraka amin'ny baolina.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo
101