Trendy Style
Des chaussures friperie en excellent état ��chaque semaine ��
Détails de chaque article sur le fil d'
26/05/2026
Coucou daholo,
Misy Liana amin'ny canapé compressé vé ?
Misy dispos vitsivitsy ato aminay Raha mahaliana anao 🥰
Tena tsara qualité, tsy tontan'ny ela 🔥.
Compressé fa tsy gonflable , izany hoe une fois decompressé dia manome endrika ny tranonao na ny salon nao
Mitovy amin'ireto sary ambany ireto ny modèle izay alefanay amin'ny vidiny tena mirary. 🎁 🎉
Andao hanolotra zavatra tsara ho an'i Neny amin'ity indray mitoraka ity.
Afaka mividy modèle ianao dia any amin'ny toerana misy anao vao décompresser ilay izy. 🥰
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Jaona Rajaona, Tsirava Voula Ti Annah, Mirary Ratiarivony, Mami Lulu, Judi Vahandanitra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101