24/06/2026
𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗞𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗜𝗢!!!!!!! Averiko ihany !!!! . 💪
(Partageo any mihitsy, ataovy promesse fa vitanao io 🤞)
👉Androany ah, mitodika manokana aminareo rehetra mandalo ftoana tena sy te hiteny aminareo aho hoe TSY MANDRAKIZAY io! 💪
👉Mitodika manokana aminareo ilay mitsiky manoloana ny olona aho nefa le mitomany irery rehefa tonga ny alina sy irery ao an-trano averiko ihany TSY MANDRAKIZAY io!!!!!💪
👉Mitodika manokana amin'ireo olona reraka ny mody manao hoe ça va amin'ny fiaianany eo imason'olona nefa maratra anaty any TSY MANDRAKIZAY IO io fa ndray andro any tena mbola ho ça va be fa tsy le mody ça va tsony. 💪😊
👉Tsy hoe ianao no tsy tian'ny fiainana na miangatra ny fiainana fa Zao re no fantaro a , tsy lalana tonga dia mahitsy be io fiainana io fa ndraindray io misy fiakarana, Ndraindray io misy fidinana, ndraindray lohataona, ndraindray fahavaratra, ndraindray ririnina
Ekeko hoe misy fotoana enao tena enonao mihitsy hoe miady mafy be ianao zany, ary possible anatiny mihitsy enao zao sanatria, ndraindray ianao mahatsiaro ny tenanao ho very, hoe tsy misy olona mi comprendre ny mahazo anao, na rejeten'olona mihitsy enao na n'abandonnen'olona mihitsy na tsy aiko averiko aminao foana fa : TSY MANDRAKIZAY IO!!!!!!!
Haiko ary fantatro tsara fa rehefa tojo an'io isika dia ny ao antsaintsika dia hoe :
tsy ho tafavoaka eto mihitsy ah rah zao letia e!!!!
👉Nefa zao no tadidio,
✅ny graine 🫘 na ny voa ozy isika malagasy mila alevina vao maniry.
✅Ny diamant 💎mila tefena sy kapohina zay vao lafo vidy sy misy valeurs
✅Ny fiaramanidina 🛫raha manidina mila manatrika rivotra vao tafiakatra.
✅Ny antsy maranitra 🗡️ mila nokapohina sy nodorana dégré ambony be sy nokikisana mafy vao lasa maranitra be. 🔪
Otranzay ihany koa ianao🫵, matoa mafy be ny zavatra lalovanao zao, ity aho eto fa tena ho mafy be sy tena ho ambony be zany ianao atsy ho atsy☝️⤴️⚡.
Matoa mafy be ny hanefena anao zao, mitovy amin'io ihany koa ny valin'ny fijalianao atsy aoriana kely atsy fa mangataka fotsiny aho
✅aza mitsahatra ny mandroso,
✅aza mitsahatra ny mitraka,
✅aza mitsahatra ny manohy na mbola handady aza fa mandrosoa foana fa tena efa kely sisa, ary misy antony matoa mahita an'ity publication ako ity ianao zao.💪
Zah manoratra aminareo io no anisan'ny nandalo fijaliana tsy hay takarina ary tena mafy , impiry lavo aho fa ny tao andohako dia ny hoe tsy mandrakizay io, tsy maintsy tafavoaka eto aho ary hitsangana sy hiazakazaka be indray aho fa tairo. 💪
👉Otranzay ihany koa ianao, tsy maintsy ho tafatsangana ianao, tsy maintsy handroso ianao tsy maintsy hiazakazaka ianao ary ndray andro any hitsiky ianao hijery io fijalianao io hoe , zah moa dia nandalo an'ireny, fa dia ity aho tafavoaka sy tafatsangana ary mbola velona foana, MAFY LAVITRA SY AMBONY LAVITRA NOHO ILAY TAMIN'IRENY.💪😊
👉Ho anareo rehetra zay niaina ady mafy nefa , azonareo partagena any ity hafatra kely ity hankaherezana olona hoe nareo io moa dia nandalo ady mafy nefa dia io tafatsangana io sy mafy be io
👉raha toa ka ianao indray ilay olona mbola anaty ady mafy, dia vao may any mihitsy , ho ataonao promesse fa ndray andro any tsy maintsy ho tafavoaka eo ianao satria nahoana????? Satria sady mafy be ianao no ...
𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗞𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗜𝗢!!!!!!!!
∆ Fana Lahidi ∆ 🗝️
Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋👈
fans 💎
01/06/2026
24/05/2026
15/05/2026