19/08/2026
βπ π ππANDAO AMIN'IZAY IHINANA TRONDRO AMIN'ILAY MATSIRO TINAREO BEEEE INY πππ πβ
Fony sy vaky veraka , efa hainareo tsara ilay tsirony ππ tsy misy stock fa alefa mialoha ny commande ...
Isaky ny sabotsy ny livraison :
4000ar ville , 5000ar periphΓ©rique π΅π΅π΅
Recuperation Andravoahangy ποΈποΈποΈ
π 35.000ar KG
π 18.000ar 500G
π 9000ar 250G
Mandefa prix de gros raha maka 5KG mihotra π π
Alefaso Mp dieny izao aza ny commandenao sao tara fa @ sabotsy 22 Aout izao ny livraison'atsika βΊοΈβΊοΈππππ
13/08/2026
A vendre , license en boisson alcoolique et hygiΓ©nique , mp pour plus d'info ...
24/03/2025
π π π tonga amzay ary ny FONY (Tilapia) sy VAKY VERAKA (Fibata)ππ π
πΈ Arrivage alarobia 26 marsa πΈ
βPrix niova kely fotsiny nohon'ny toetran'andro sns ππ
π32.000ar KG
π16.000ar 500G
π8000ar 250G
πPrix de gros 5KG miakatra
ππ Manao livraison
ποΈποΈRΓ©cupΓ©ration Andravoahangy
β Alefa mp fa tsy atao eny @ commentaire ny commande β
13/10/2024
π π πFONY (Tilapia) sy VAKY VERAKA (Fibata)ππ π
πΈ Arrivage alarobia 16 octobre sy sabotsy 19 octobre πΈ
Prix tsy miova fa toy ny mahazatra hatrany ππ
π30.000ar KG
π15.000ar 500G
π8000ar 250G
πPrix de gros 5KG miakatra
ππ Manao livraison
ποΈποΈRΓ©cupΓ©ration Andravoahangy
β Alefa mp fa tsy atao eny @ commentaire ny commande β
02/10/2024
π π πΊ FONY πΊ ππ
Elaela tsy nisy trondro dia tonga indray zareo an πππ , afaka anaterana dia afaka manao recuperation ihany koa anefa ...
ππ½ Alakamisy
ππ½ Zoma
ππ½ Asabotsy
π 30.000AR KG
π 15.000AR 500G
π 8000AR 250G
Tonga dia MP fa tsy mahita commentaire indraindray ... ππ½ππ½ππ½
15/09/2024
Arrivage ππ FONY (Tilapia nasaly) ππ alarobia 11 septembre ...
β 1KG 30.000AR
β 500G 15.000AR
β 250G 8000Ar
ππ½Prix de gros 5KG miakatra
β AOKA IZAY MATOTRA IHANY NO ANDEFA MP FA MAMPIKOROTANA ASA ILAY MIOVAOVA HEVITRA , MISAOTRA TOMPOKOβ
14/09/2024
π π VAKY VERAKA (FIBATA) π π
ARRIVAGE ALATSINAINY 16 SEPTEMBRE
β 30.000AR KG
β 15.000AR 500G
β 8000Ar 250G
β βΊοΈTonga dia mandefasa mp fa tsy mahita commentaire indraindrayβΊοΈ β
11/09/2024
β FONY (TILAPIA NASALY) sy VAKY VERAKA (FIBATA) β
π π ARRIVAGE ET LIVRAISON SAMEDI 14 SEPTEMBRE ππ
β30.000AR KG
β15.000AR 5000G
β8000AR 250G
βΊοΈβΊοΈ Alefaso mp mialoha toy ny mahazatra ny commandenao βΊοΈβΊοΈ
08/09/2024
πΈπ β Arrivage FONY (Tilapia nasaly) sy VAKY VERAKA (Fibata) ny TATALA 10 sy ALAROBIA 11 SEPTEMBRE β ππΈ
ππ½ ALEFAO MIALOHA MP NY COMMANDENAO βΊοΈβΊοΈ
π 30.000ar KG
π 15.000ar 500G
π 8000ar 250G
π PRIX DE GROS A PARTIR DE 5KG
π Manao Livraison
ποΈ RΓ©cupΓ©ration Andravoahangy
05/09/2024
Salama daholo ohh βΊοΈβΊοΈ
ππ½Dispo ny ZOMA 6 sy SABOTSY 7 septembre ny tilapia nasaly ππ π
πTsy miova ny prix
β30.000ar KG
β15.000ar 500G
β8000ar 250G
πManome prix de gros manomboka @ 5Kg
ππ Livraison partout
ποΈποΈ RΓ©cuperation Andravoahangy ou Analakely