1er coup de patte.
Tsy ampy chaîne lery 🤣
Miandry misy fantsy vao miady.
PGM Team - Antehiroka
Mpiompy sy Mpampiady Akoho
Roosterbreeder and Gamefowl
Represented by
#DonakelyFarm
#DragonaMena
#Tigreblanc
PGM_Group
24/08/2026
Ny tary nanala stress omaly 👈
Sahala nibaba kely i Tonton Sôla 💎
Fialamboly sy fialam-bola ary kilalao hoy izahay ny anay ity taranja ity ka ilay akoho miady no tianay.
Tsy mpiloka izahay fa tia mijery ny akohonay miady, raha afaka tsy nasiana vola ny ady dia izahay no faly voalohany.
Izahay aza anie bedy mandray boxe e. Fa raisinay ihany dia mandainga kely amin'ilay mpibedy izahay.😅
21/08/2026
Poule pondeuse 🤭
Niompy vao nampiady 🐣🐤🐥
Ary na tsy hisy aza ny ady dia izahay miompy foana satria taranaka mpiompy. 💎
19/08/2026
Rabicyclette
Zaza mitombo
TOMBONY AZO RAHA LANJAINA SY REFESINA NY AKOHO:
Eto aloha tsy misy akoho tena hoe mitovy fa asiana hoe différence 90g poids sy 1cm hauteur ohatra no standard :
1- TSY HISY EXCUSE INTSONY HOE BE TENA IANAREO NA HOE AVO BE. ( Lasa misy catégorie izany ny akoho, Dia safidin'izay te ampiady tsy mitovy catégorie aminy sisa fa efa hitany mialoha hoe avo na lehibe kanefa napediny dia efa azy ny fahadisoana fa tsy hoe "ialahy isany tsy mihinana raha tsy kely")
2- FIZOKIANA SY HALAVAN'NY FANTSY SISA NO IASANA SAINA.
3- HITA EO AMIN'IZAY ILAY HOE TSY MIVILY VAO MITOVY 😅
4- MORA KOKOA REHEFA HANAO DÉFIS fa tsy akoho tsy mitovy no ifanaovana taimbava eo.
Ohatra: Mitady défis ity Akoholahy: 3kilos500, 36cm hauteur, fantsy: 1cm donany. Dia mba izay mitovy2 amin'io no hamaliana azy. Fa tsy hoe asio bidon jaune eo akaiky ny akohonlah jerena. 🤣
4-MORA MAHITA ADY sy MORA AMPITOVIANA REHEFA TOURNOI satria vao tonga ao amin'ny terrain dia avy hatrany dia milanja sy mirefy ka dia raisin'ny organisateur ny refy sy ny lanja.
Ary fantatra avy hatrany hoe itsy mitovy amin'itsy. Omena numéro na asiana famatarana kely ilay akoho vita refy (hialana amin'ilay fomba ratsy mampifamadika akoho, ilay hoe hafa no ampitoviana d misy ralahany mitovy be aminy ambony2 loha sy manatombo kely aminy indray no ampiadiana avy eo).
Tsetratsetra ihany io ary azo tanterahina tsara fa mbola hevitra zandrikely vao mianatra adin'akoho fa mba maniry ny hisian'io ao aorina ao.
Izahay aza no tena mankafy le ady amin'izao an.
(Eny, naverinay indroa ilay chiffre 4😅 ovaina 5 io rehefa tanteraka io any aorina any )
16/08/2026
Tsapatsapa kely androany ny tary
1 sahala
1 Nandresy
Mba namaly kely an'ilay tsapa t@herinandro
Itony ilay mbola Précision + Solidité
Arahana zoky mahay mampitovy
Dia tsy maninona koa hoe + sanjila ei
Amin'ilay 6ème victoire kely de MIONGOTRA à Ambodihady (25min)
Zakanao angaha ny zakanay hoy lery 😅
15/08/2026
Mba nandray anjara kely ny tary
Vary 1 gony aloha no misy ry Fitia Tiavina ah 🤭
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo