23/06/2026
Sixa be zalah✊🔥
Saliii!!!! Rehefa mitafa amin'olona iny aho dia mampita ny hevitro amin'ireo karazana gadona sy style rap tena tiako matetika... Ito sary ito no mahafehy izay style rap tiako izay... Niniana notanterahina mihitsy ity connexion ity nandritry ny fankalazana ny faha 20 taona Laskart Madagascar Clothes./. United for Street Fashion... Manoratra tsara amin'ilay mandalina sy mipaka tsara aty anaty foko aty... Mitaiza, mampita hafatra... dia afaka korontanina kely amin'ny scratch sy cut sy ireo technique rehetra anaty turntablism... Dia m-vibe sy flow matsiro amin'ilay miavaka tsara mampietsika loha sy mampandihy ary mampikipy maso ahazona tsirony... Izay ilay reveko e! Siks!!!! Pimaso Netyk Ofisialy sy Ilaria 114!
📸 Black Attitude Photography
18/06/2026
"Ny maso mahita loko fa ny fo mahita olona." 🤎
Resin'i zoky kosa ialahy ra'Hasina any anaty charme any! tsss leliikamaaty e🥹
15/06/2026
Kaiza kaiza zalahy! Raha ato ianareo mitsam ka te hijery ahy milive ndray miaraka amin'ny TELO AOTRA REAL , izay iarahana Mason'Aloka 301 Madagascariensis Ti-Ah. , LAZ ao amin'ny CFM Anosy amin'ny Sabotsy 'zao dia midira mp fa nandona kely ny foko laisany nangataka haka sary tamiko teto🤩
Mba taggeo zalahy🙏 Sady hisy son milay be hataoko aminio🤝
10/06/2026
Efa dadabe izy fa tena mbola mamaky boky be, dia misy zavatra soratany avy eo fa tsy tazako tsara. Tao anaty bus 🤎
Voadona indray ny motivation kely saika natoritory🙏 Mankasitraka ray aman-dreny.
08/06/2026
Tsy hitako izay lazaina, ça va droit au cœur lesy ❤ J'ai des vraies sista derrière moi🥰 bises be KVR (mafy koa io an🙏)
Tena mba hitoraka voninkazo an'ity sipa iray ity kosa aho nama androany a🌹🌹
ho an'izay mbola tsy mahalala dia izy "ILARIA". 👉 Ilaria 114 👈 ny page facebook'ny.
Tena miavaka be izy anatin'ny Rap fa sady technique , no texte , no flow , mamay e🔥🔥 .Henoinareo fotsiny anie ilay vazony "𝒎𝒂𝒎𝒂 𝒅𝒐𝒏'𝒕 𝒄𝒓𝒚".
Dia manao live miaraka amin'ny mason'aloka ao amin'ny CFM izy ny 20 jona ho avy izao.
(𝑰𝒛𝒚 𝒊𝒍𝒂𝒚 𝒔𝒊𝒑𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒄𝒍𝒊𝒑 𝒇𝒂𝒓𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒐 𝒊𝒏𝒚).
Mirary soa ho anao ho lasa lavitra ki rahavavy a👊