Ilaria

Ilaria

Share

#AKTIVENAYNYHIPHOP

22/08/2026

Mitaingina BOOMBAP be koa isika 🔥 (asiana écouteur izy no tena tsara)
BACK TO THE 90's - Ilaria (Version live)

Photos from Ilaria's post 21/08/2026

Iza moa ilay niteny hoe "Ratsy tarehy kely ny APIS mpano RAP?
Pardjoonnn kosa 🤧
Bug Na
JU DITH
Kintaniavo
Ilaria

20/08/2026

Azafady tompoko, amin'izao tsy de fahampiam-bola izao dia afaka manao figurants clip zahay mitsam🤧, ireto avy ny azonay atao :
- Manao couple anah hira lovelove be (izaho afaka miazakazaka dia izy mody manenjika de tsy mahazo ahy mihitsy)
- Manao couple mody miady (ilay tezitra dia akapoka moramora ilay phone redmi na meizu, tsy aiko?)
- Manao scenario, ilay mifandona, dia miaraka miondrika , de drereerireeiiiemmm
- Manao be fotsiny (manao scénario ee🤧)

🎬🤣

19/08/2026

Tsy manenjika fame, I'm building mindstate,
Ny omaly lesson, not a mistake,
They see the shine, but never saw the fight,
Fa ny alina mangina no nanangana ny LIGHT🔥

LEVELUP - Version Live🤝
Bisous😘

17/08/2026

Nanaovanay Chorale ny NO COMMENT Bar koa ngah misy misangy 😝 Nilay be ny public tamin'ny Sabotsy teo iny❤
ALLÉLUIA - Ilaria (version live)

14/08/2026

COUPLET 1 - LEVEL'UP 🔥
Rahampitso izy ataotsika complet fa tongava ao amin'ny NO COMMENT BAR à 20h30 manomboka🔥

13/08/2026

Huuuumm, tsisy misangy amlah zanjy eeinn🔥🔥🔥
Ho ela velona ny asa soratra, ny RAP sy ny mpiondana🔥 15 Aout ilay date tokana fa tongava e

11/08/2026

Mirary H.H milay be ho an'ny mpankafy RAP rehetra zandry ee🥰
Tohano ny antsika zalahy🔥

08/08/2026

..They watch the highlight but never saw the injury..
Fa ny ratra no nanolatra ka lasa tonga "History"...

Texte anaty "Level Up"

05/08/2026

Netyk mampirevy anaty texte be, Ilaria mampirevy anaty ambiansa😝

Amin'ity kosa te ahita anareo akamako ato ireo aho, tsy misy vidim-pidirana ity fa tongava😘 Any an?
15 AOÛT ny RDV, amin'ny NO COMMENT Bar Isoraka🔥

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


TANANARIVE
Antananarivo
101