23/12/2022
Miondrika am-panajana eo anatrehan'izao fandaozanao ny tany izao.
Mandria am-piadanana Général.
Nytia Miaro Alhenj Rakotojaona
Club T2B
Baholy Sarah
Pétanque
23/12/2022
Miondrika am-panajana eo anatrehan'izao fandaozanao ny tany izao.
Mandria am-piadanana Général.
Nytia Miaro Alhenj Rakotojaona
Club T2B
Baholy Sarah
20/07/2022
COUPE DE MADAGASCAR
Natao ho an'ny mpitia tsipy kanety be rehetra manerana ny Nosy ny fandraisana anjara.
LICENCE PROVISOIRE 10000AR
Ho an'ireo mpilalao mpikambana anaty club dia manaraka ireo fepetra rehetra misy. Licence 15000ar, Mutation 300000ar.
Ho fitsinjovana sy fiombonana amin'ny club anefa dia azo hatao toy izao manaraka izao ny fikarakarana izany nohon'ny fahatsapana ny zava-misy amin'izao fotoana izao.
- Licence provisoire 10000ar, ny 5000ar sisa kosa efaina alohan'ny Championnat de Madagascar.
- Mutation: azo haloa in-droa, 150000ar x2, na in-telo 100000ar x3, efaina manontolo alohan'ny Championnat de Madagascar.
Afaka mandoa feno avy hatrany ireo efa nivonona izay hanentanana tanteraka am-panajana ihany koa ireo afaka manao izany.
Ireo manana Licence Provisoire ka maniry hiditra anaty club aorian'ny Coupe de Madagascar dia manampy 5000ar hahafahany mahazo Licence 2022.
Olon-telo miaraka no mandrafitra ny ekipa tsirairay (Triplettes).
20/06/2022
Annulé concours T2B
11 - 12 JUIN
Concours T2B
Au PARA Ivato
Samedi 11 Juin à 13h
SENIORS HOMMES
Triplettes constituées
Mises 40000ar
Prix:
1er: 2000000ar
2ème: 300000ar
3-4eme: 100000ar
Dimanche 12 Juin à 8h30
DAMES - JUNIORS
Doublettes
Mises: 20000ar
05/06/2022
Tontosa soa aman-tsara ny concours natao ho an'ny club patience avy any Toliary ( handicapées).
Misaotra indrindra ireo nandray anjara ho fanohanana azy ireo.
Mankasitraka indrindra:
- Ny federasionina
- Ny équipe PARA Ivato
- Ny arbitres
- Ny président club IBC, Mr Ravaka
- Mr Francis
- Mr Nanou sy ny équipe niaraka taminy tamin'ny fampitana ny sary
Isaorana sahady koa ireo mbola hanolo- tanana azy ireo satria mbola tsy ampy ny ho entin'izy ireo hiatrika ny championnats nationaux des handicapés izy hatrehin'izy ireo ny volana Août izao any Antsiranana
23/05/2022
Champions concours 5ème anniversaire C2BA
18/05/2022
Tsy hadino ny S fa ilay ho zaraina 😉
Mila antsika izy ireo hanohana azy.
Club des handicapés LA PATIENCE, manana mpilalao pétanque izy ireo